Tsy mbola migadra lery, ary tsy tena interdiction de sortie na territoire : “report upon departure”, zany hoe raha mitady hiala lery de tsy maintsy mampandre ny praiminisitra aloha. Nefa i Ramgolam mbola tsy eto fa ilay mpisolo toerana Pierre B no eto. Fa sahirantsaina ny eto satria tournant be @ famotsiana vola, de matahotra raha handefa an’lery any antanana de sao tsy hisy hanao investissement maloto tsony. Vola no resaka.
Latsinainy Divali, de raha misy zavatra dia mety hoe talata.
Ny ambassadeur eto, Camille Vital, ny nahenoana azy dia ny filazany fotsiny hoe tsy nahare ny fahatongavan’ireo teto raha tsy t@ vaovao. Tsy hay zay ho ataony.
Rafangy dans Il va peut-être envahir le Vatican aussi ?: “ka izao hono ny antony nifidianan’ny maro an’isa azy e!Bush zanany noa natyaoko fa tena v indrindra fa ity efa…” 14/04/2026 à 12:43
MasyLau dans “Déstabilisation, atteinte à la sûreté de l’État”: “Tsy mi-“neutraliser” ny adversaires fa mafampidinika manodidina ny latabatra boribory ao anaty trano amin’ny alalan’ny fikaonan-doham-pirenena” 14/04/2026 à 10:47
mpijery dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Amam-bolana maro vao ho vita izany raha tora-po no hamenoana ny fikaonan-doham-pirenena, tokony miainga amin’ny zavatra efa masamasaka miaraka amin’ny…” 13/04/2026 à 17:23
MasyLau dans J’entends toutes ces critiques à l’endroit de la Refondation: “Ento eo amin’ny fikaonan-doham’pirenena ny fanantenanao , ny atezeranao , ny manafitohina anao rehetra amin’ny fejerinao ny fandehan-javatra , ny…” 13/04/2026 à 15:30
Tsy tratra ka, mbola miandry hoe ho-extreden’ny Maorisy ve sa tsia. Volabe no resaka eto, des milliards de roupies.
ka tsy efa migadra Maurice nga ?
Tsy mbola migadra lery, ary tsy tena interdiction de sortie na territoire : “report upon departure”, zany hoe raha mitady hiala lery de tsy maintsy mampandre ny praiminisitra aloha. Nefa i Ramgolam mbola tsy eto fa ilay mpisolo toerana Pierre B no eto.
Fa sahirantsaina ny eto satria tournant be @ famotsiana vola, de matahotra raha handefa an’lery any antanana de sao tsy hisy hanao investissement maloto tsony. Vola no resaka.
Latsinainy Divali, de raha misy zavatra dia mety hoe talata.
Ny ambassadeur eto, Camille Vital, ny nahenoana azy dia ny filazany fotsiny hoe tsy nahare ny fahatongavan’ireo teto raha tsy t@ vaovao. Tsy hay zay ho ataony.
efa any Fanirisoa i regler anio ka
Neman Mamy blue 😛
https://youtu.be/w6adcXXRcUU?si=I6jXS-g8HabpWk7n
https://youtu.be/w5F30WeqUWc?si=nGg8Tahohqfa1zal
Du nouveau :
https://lexpress.mu/s/les-fonds-de-maminiaina-ravatomanga-bloques-a-maurice-550567
Avy dia tratra koa raha mody aty an
“rehefa tsy nanao ratsy dia modia e, tongava aty” lol
Mbola ho avy koa ny CIA @ ilay affaire boeing 777…; any guantanamo no hiafaran’ilay rangahy io.