marina an’izany , ohe ohe ! ohe ! Miverena haingana hianao Deba fa tena milentika lalina ao anaty fotaka ny firenena ! Mahatoky anao zay Malagasy DEBA fa mbola ho halentikao lalindalina kokoa ao anaty T… mihitsy aza. Mbola tadidiko tsara t@ fitondranao ny filaharana lasantsy, crise menaka, savony, vary miaraka Stock tampon zay tena fatim-bary, ao koa ny filaham-bary any @ fokotany miaraka @ carnet de rationnement @zay tsy maintsy menamena ny carnet, ny fihainona ny kabary nao rano ray sady lava be @ RTM isan’andro lava zao sy ny film sovietique tsy misy hilan’azy hamenonao ny atindoha anay Malagasy. Tena mety mihitsy fitondranao t@ ireny ka havereno dray mandeha fa manina anao izahay na dia tsy mahita intsony ny maso. Soa hiany fa teo @ fitondrana hianao nandritriny 25 taona ka raha tsy hianao tsy haotr’izao ity nosy ity, Misaotra betsaka Deba. Ho ela velona anie ka mba i Robert MUGABE no modelinao.. Any ka tsy izany va ?
Samy maka saina tsara ry Malagasy AREMA
rafangy
8 années il y a
n’ayez aucun doute! s’il a voulu se presenter en 2013, c’était uniquement pour ne pas soutenir le motard rêveur! vous savez bien qu’entre l’oncle et le neveu, le courant ne passe pas, et la cause principale est que le neveu même s’ils ont tous les deux le même patronyme, le neveu est un nul(depuis l’ecole jusqu’en politique) alors que l’oncle était une lumière là où il passe, sauf évidemment lors de son passage à la tête de la nation
zagasy
8 années il y a
Ndao hapiana i Radidy hanantanteraka ilay fiteny mamy hoe : Madagsikara hatramin’izao mijoro fa tsy mandohalika a ! Ny firenena matanjaka amin’ny taona 2000 dia ireo firenena …sns bla bla bla etc etc ..
Tsy dia ho gaga akory izaho raha mbola ahita an’i deba tantanana hanao propagandy @ 2018 a ! Sesefana multi-couches tsara fotsiny ny pataloha hitazomana ny incontinence an-tsehatra… Izao aza i Voninahitsy efa tonga nivoaka ny ala indray miaraka @ ilay smoking mainty mangirana be, tao aorian’ny zéro virgule, tao aorian’ny vava ben’adala hoe “tapahiko ny ahy raha ets.” sy ny hoe “hilevim-belona raha ….”, tao aorian’ny mauvais calcul niala tsy ho conseiller satria hisy destitution niketrehina … Mety ho fampandrosoana be raha hoe Deba#Voninahitsy#Gangstabab#Radomelina#Rajao no candidats mpifaninana madio dééé madio hifandrina @ 2018. Dia ampiana kely outsiders genre Sarah-ex-vert fa lasa libéral (on n’est pas à l’abri des contradictions après un divorce), Edgard ex-pds fa lasa pédéraliste, Hajo ex-copain de Rajao fa lasa mitsangàna-fa -za-potitra … On a les leaders à notre image, en fait.
elman dans Notre temps est compté: “Le seul moment sur lequel nous pouvons agir c’est l’ici et maintenant, le reste n’est que concept dans nos têtes.…” 07/03/2026 à 11:43
jurassic park dans Notre temps est compté: “c’est une agréable réflexion philosophique que vous nous posez là Elman” 06/03/2026 à 15:39
petakaman dans Notre temps est compté: “Le temps n’existe pas. Le futur et le passé sont juste des concepts dans nos esprits: essayez de boire le…” 06/03/2026 à 11:59
idefix dans Notre temps est compté: “J’adore les cox pas trop rodana 😛” 06/03/2026 à 10:59
Nifin'Akoho dans Notre temps est compté: “Tsy hisy hivoaka velona eto isika e. Rehefa maty ve mo tsy ho hirain-dry zalah lay : “mihavonavona kara tsy…” 06/03/2026 à 07:43
Despote dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “En effet, c’est une très bonne lecture de la situation actuelle qui, d’ailleurs, est soutenue par beaucoup d’experts en géopolitique.…” 05/03/2026 à 15:06
elman dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Il faut pourtant bien comprendre que ce qui arrive actuellement, c’est bien une guerre que l’outrancier livre … à la…” 05/03/2026 à 14:09
Despote dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “Ayant un peu suivi les actualités ces derniers jours, je ne m’attends pas à ce que ce conflit se transforme…” 05/03/2026 à 10:51
Za Ihany dans Ça y est, la 3ème guerre mondiale a pété ?: “L’important c’est que le dossier Eptsin (Epstein, Eintsin, Poutein…) passe à la trappe pour le moment vu que ça montait…” 04/03/2026 à 12:37
Décidément! C’est très à la mode les présentations de projets utopiques ces temps-ci. Comme celle de l’autoroute de l’est 🙂
Moa tsy zany va
Dadabe Honoré est prêt à relever le challenge
ah? parce qu’il ne porte plus la cravate appropriée?
pas de seza, pas de cravate aussi. C’est reciproque non
marina an’izany , ohe ohe ! ohe ! Miverena haingana hianao Deba fa tena milentika lalina ao anaty fotaka ny firenena ! Mahatoky anao zay Malagasy DEBA fa mbola ho halentikao lalindalina kokoa ao anaty T… mihitsy aza. Mbola tadidiko tsara t@ fitondranao ny filaharana lasantsy, crise menaka, savony, vary miaraka Stock tampon zay tena fatim-bary, ao koa ny filaham-bary any @ fokotany miaraka @ carnet de rationnement @zay tsy maintsy menamena ny carnet, ny fihainona ny kabary nao rano ray sady lava be @ RTM isan’andro lava zao sy ny film sovietique tsy misy hilan’azy hamenonao ny atindoha anay Malagasy. Tena mety mihitsy fitondranao t@ ireny ka havereno dray mandeha fa manina anao izahay na dia tsy mahita intsony ny maso. Soa hiany fa teo @ fitondrana hianao nandritriny 25 taona ka raha tsy hianao tsy haotr’izao ity nosy ity, Misaotra betsaka Deba. Ho ela velona anie ka mba i Robert MUGABE no modelinao.. Any ka tsy izany va ?
Samy maka saina tsara ry Malagasy AREMA
n’ayez aucun doute! s’il a voulu se presenter en 2013, c’était uniquement pour ne pas soutenir le motard rêveur! vous savez bien qu’entre l’oncle et le neveu, le courant ne passe pas, et la cause principale est que le neveu même s’ils ont tous les deux le même patronyme, le neveu est un nul(depuis l’ecole jusqu’en politique) alors que l’oncle était une lumière là où il passe, sauf évidemment lors de son passage à la tête de la nation
Ndao hapiana i Radidy hanantanteraka ilay fiteny mamy hoe : Madagsikara hatramin’izao mijoro fa tsy mandohalika a ! Ny firenena matanjaka amin’ny taona 2000 dia ireo firenena …sns bla bla bla etc etc ..
an an, efa tsy mandohalika intsony kosa ê.
efa mandady izy zao.
Ianao nga ahoana ry Elman aleo de mi 🙂
izaho aza milaz ahoe efa milentika hatramin’ny loha!
kely sisa ka.
paradisa sosialista!
ôié ôié! ôié!
Tsy dia ho gaga akory izaho raha mbola ahita an’i deba tantanana hanao propagandy @ 2018 a ! Sesefana multi-couches tsara fotsiny ny pataloha hitazomana ny incontinence an-tsehatra… Izao aza i Voninahitsy efa tonga nivoaka ny ala indray miaraka @ ilay smoking mainty mangirana be, tao aorian’ny zéro virgule, tao aorian’ny vava ben’adala hoe “tapahiko ny ahy raha ets.” sy ny hoe “hilevim-belona raha ….”, tao aorian’ny mauvais calcul niala tsy ho conseiller satria hisy destitution niketrehina … Mety ho fampandrosoana be raha hoe Deba#Voninahitsy#Gangstabab#Radomelina#Rajao no candidats mpifaninana madio dééé madio hifandrina @ 2018. Dia ampiana kely outsiders genre Sarah-ex-vert fa lasa libéral (on n’est pas à l’abri des contradictions après un divorce), Edgard ex-pds fa lasa pédéraliste, Hajo ex-copain de Rajao fa lasa mitsangàna-fa -za-potitra … On a les leaders à notre image, en fait.
#Edgard ex-pds fa lasa pédéraliste
rho
Il y a Simon Pierre, qui n’a pas de casseroles, ou la fille de deba.