Non cette fois un « problème technique » du côté d’Aksaf Ambohimanambola.
Et apparemment c’est pas non plus encore tout à fait revenu à la normale du côté d’Andekaleka.
Mmhh… Blackout donc 2 soirs de suite ? C’est quand même bizarre que cela coïncide avec la mise en oeuvre des projecteurs du super stade à 77 millions de $ là.
Ça craint un peu pour votre petite sauterie du 26 juin non ?
Ordre du président: couper tous courants à Tana le 26 juin sauf Mahamasina. Un black out total mettra en valeur les lumières du stade Barea. Que veut encore le peuple? Jamais content
Maizina ampototry ny mazava?
Une lumière dans la nuit (du côté de Mahamasina ?) ?
Tsy mora ny manao zavatra hono we.
Miala rehefa tsy mahavita azy e
anisany fiteny tena mahasosotra ahy mihitsy io! tsy manao fotsiny rehefa tsy mahavita e! fa dia io ny fialana rehefa tsy mahomby, ; anisany koa ilay hoe tsy hitan’izay tsy nanao azy io,ny hoe angaha hisy handova an’io eo! na koa nyhoe ry zalahy no nanao an’io fa tsy misy mahafantatra mihitsy izany zalahy izany amin’io an!
dia tsy mahagaga moa raha eto foana isika fa iznay ny fisainan’ny sasany eto amin’ny firenena
Mandeha ho azy io fa ianao no tsy zatra 🙂
Aza mi-panique ianao ram’s a
na mihinambary aza misy lataka ee
Tena latsaka atr@ s le 😉
Hahahaha, tapaka ny tsinaiko le 🙂
ka zoma ny andro koa
Nanomboka aloha ngah ny apéro? 🙂
tena mbola kandra be eee
après le g de mangableu, voici le s