Raha izaho no DG nalefako eny @ fitsarana ny raharaha raha izany
Geronimo
7 années il y a
mi profiter ry zalahy, satria niova ny regime dia logique tsy maintsy hametraka ny olony ny TGV ao amin’ jirama, dia c’est l’occasion ou jamais mba ahafahana miverina miasa indray ao @ jirama.
Amiko tsy dia ilay DG @ zao loatra no cibler-ny fa ilay vaovao vao ho avy mba hanaiky hamerina an-dry zalahy voaroaka
Non ! aleo soloina ny equipe dirigente ao fa tena tsy lasa. Aleo olom baovao avy aty ivelan’ jirama hitondra rivo baovao ao. Tsy niainanao nga ny delestage sy ny tsy fisian drano hatr@ nitondran’ireo mpitantana @ zao ireo?
15%. C’est le pourcentage de Malgaches ayant accès à l’électricité. Comment peut-on qualifier un pays qui a toutes les peines du monde à fournir du courant à seulement 15% de sa population? 15% bordel! Pas les 3/4, ni la moitié, ni même le quart. 15 pauvres %.
Vazaha Be dans Waaa l’ambiance: “Personne n’a encore assaini le marigot, seulement les crocos alpha qui ont changé” 18/03/2026 à 21:18
Hary dans Waaa l’ambiance: “Cette IST aurait signé la fin immédiate de la refondation . Malheureusement, s’attaquer aux grands chefs de la communauté “K”…” 18/03/2026 à 13:30
elman dans Waaa l’ambiance: “autant leur dire : “demain, dorénavant interdiction du V du vody pour tout le monde” lol” 18/03/2026 à 10:04
Rafangy dans Waaa l’ambiance: ““Ce ne sera hélas pas de notre vivant que l’on se débarrassera de cette corruption.” oh là! quand même,pas de…” 18/03/2026 à 09:58
Rafangy dans Waaa l’ambiance: ““…Ça à l’air très instructif vos petites réunions. …” ben le plaisir de partager!” 18/03/2026 à 09:54
elman dans Waaa l’ambiance: “L’appétence chrématistique endémique lol … Ce ne sera hélas pas de notre vivant que l’on se débarrassera de cette corruption.…” 18/03/2026 à 09:49
Coco dans Waaa l’ambiance: “dans nos petites réunions Ça à l’air très instructif vos petites réunions. D’hier à aujourd’hui, deux nouveaux mots appris :…” 18/03/2026 à 07:51
angady dans Toujours les mêmes vieilles habitudes: “Comme disait l’autre savant: “La folie, c’est de faire toujours la même chose et d’attendre des résultats différents”. Alors on…” 16/03/2026 à 23:31
Nifin'Akoho dans Je … non, rien: “Ndrii. Mampalaelo anakay ty neny ty. Miodikodina lesy a. Ity tanintsika ity…” 16/03/2026 à 18:47
Nifin'Akoho dans Toujours les mêmes vieilles habitudes: “Raha ampifandraisiko am lay lohahevitra ilay sary dia kamo manangana vaovao isika fa mandova (lova) amin’izay efa nisy teo foana.…” 16/03/2026 à 18:41
Izao mihintsy tsy mampandeha asa eto madagasikara izay voateny amin’ny fomba ratsy(halatra gas oil sy courant) dia hanao grevy.
hihih, ka elondry zalahy hithy ny halatra dia aleo mi-grevy sao tratra eo
Inona hono no antony hampigrevy? Fa inona no nataon’ilay DG?
licenciements abusifs hono
Nandroaka olona nangalatra dia midrinkina ireo mpangalatra! Vraiment endémique, sahala an’ireo Polisy (-ndalitra)
Raha izaho no DG nalefako eny @ fitsarana ny raharaha raha izany
mi profiter ry zalahy, satria niova ny regime dia logique tsy maintsy hametraka ny olony ny TGV ao amin’ jirama, dia c’est l’occasion ou jamais mba ahafahana miverina miasa indray ao @ jirama.
Amiko tsy dia ilay DG @ zao loatra no cibler-ny fa ilay vaovao vao ho avy mba hanaiky hamerina an-dry zalahy voaroaka
zay koa ny fahitako azy,
nefa raha izaho dia tazomiko io DG io,
Non ! aleo soloina ny equipe dirigente ao fa tena tsy lasa. Aleo olom baovao avy aty ivelan’ jirama hitondra rivo baovao ao. Tsy niainanao nga ny delestage sy ny tsy fisian drano hatr@ nitondran’ireo mpitantana @ zao ireo?
betsaka ny niainako fa tsy mainkina @ DG koa fa miankina @ fanjakana foibe izay manapaka ny resa-bola
manana ny budget ny ny Orin’asa + subvention ny fanjakana. Efa calculer mialoha . Fa matoa lasa tsy maharaka dia ao raha
15%. C’est le pourcentage de Malgaches ayant accès à l’électricité. Comment peut-on qualifier un pays qui a toutes les peines du monde à fournir du courant à seulement 15% de sa population? 15% bordel! Pas les 3/4, ni la moitié, ni même le quart. 15 pauvres %.
15% ary tsy araky ny jirama fa mbola ampiana délestage.