Raha izaho no DG nalefako eny @ fitsarana ny raharaha raha izany
Geronimo
6 années il y a
mi profiter ry zalahy, satria niova ny regime dia logique tsy maintsy hametraka ny olony ny TGV ao amin’ jirama, dia c’est l’occasion ou jamais mba ahafahana miverina miasa indray ao @ jirama.
Amiko tsy dia ilay DG @ zao loatra no cibler-ny fa ilay vaovao vao ho avy mba hanaiky hamerina an-dry zalahy voaroaka
Non ! aleo soloina ny equipe dirigente ao fa tena tsy lasa. Aleo olom baovao avy aty ivelan’ jirama hitondra rivo baovao ao. Tsy niainanao nga ny delestage sy ny tsy fisian drano hatr@ nitondran’ireo mpitantana @ zao ireo?
15%. C’est le pourcentage de Malgaches ayant accès à l’électricité. Comment peut-on qualifier un pays qui a toutes les peines du monde à fournir du courant à seulement 15% de sa population? 15% bordel! Pas les 3/4, ni la moitié, ni même le quart. 15 pauvres %.
elman dans En parlant d’événementiel…: “euh fanga hoe avy any “aminay” dia hoe … gage de qualité ?” 12/05/2025 à 22:03
Nifin'Akoho dans Une folie collective disions nous: “Miverina amin’ny testamenta taloha. Mihemotra hatramin’ny finoana. Tahak’ilay firenena ihany.” 12/05/2025 à 21:56
Nifin'Akoho dans Ouh là “Madaghost”: “Alohan’ny andehanan’ny clipnreo lay misy mikiakiaka iny foana. Mankaleo be. Midona amin’ny poteau ko ndraindray e. Mba mahavoa masonangatra.” 12/05/2025 à 21:52
Nifin'Akoho dans En parlant d’événementiel…: “Fa ohatry ny avy any aminareo any io anarandrainy io rams a. Tsy mahay mipetraka mihitsy izy ty. Misaveraveraka e.…” 12/05/2025 à 21:46
Nifin'Akoho dans Tuléar : un pt’it coup de Tsinjo: “Teny amin’ny Kianja Maki dia nilaharana sy nitaomina tamin’ny sarety ny vary. Dia mba nahazo daholo ve ny malagasy rehetra…” 12/05/2025 à 21:41
Nifin'Akoho dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “Taitra kely a nahita ny Luxembourg teo ambony kay milahatra araka ny abidy ty izy. Ny fitiavana no lehibe indrindra.…” 12/05/2025 à 21:38
elman dans Madagascar, version Incorruptibles: “c’est que même la presse se fait complice La presse à Madagougou ? … où plutôt les communicateurs au service…” 12/05/2025 à 21:01
RMC dans Madagascar, version Incorruptibles: “henoy tsara ilay vidéo voalohany, fa efa misy indices maromaro nomeny tao” 12/05/2025 à 20:48
angady dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “on le sait tous, avec le temps: les chiffres, c’est pas le fort de qui-tu-sais. pour lui, la réalité est…” 12/05/2025 à 20:45
angady dans Madagascar, version Incorruptibles: “ce qui me chagrine dans cette histoire, c’est que même la presse se fait complice des corrompus en appelant ce…” 12/05/2025 à 20:36
elman dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “tsy ampy zany 100€ zany séri a https://actutana.com/wp-content/uploads/2023/11/FB_IMG_1700566070149.jpg” 12/05/2025 à 19:42
Miserana dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: ““Il en faut peu pour être heureux, vraiment très peu pour être heureux, venir à dagougou avec 100 euros le…” 12/05/2025 à 18:25
Izao mihintsy tsy mampandeha asa eto madagasikara izay voateny amin’ny fomba ratsy(halatra gas oil sy courant) dia hanao grevy.
hihih, ka elondry zalahy hithy ny halatra dia aleo mi-grevy sao tratra eo
Inona hono no antony hampigrevy? Fa inona no nataon’ilay DG?
licenciements abusifs hono
Nandroaka olona nangalatra dia midrinkina ireo mpangalatra! Vraiment endémique, sahala an’ireo Polisy (-ndalitra)
Raha izaho no DG nalefako eny @ fitsarana ny raharaha raha izany
mi profiter ry zalahy, satria niova ny regime dia logique tsy maintsy hametraka ny olony ny TGV ao amin’ jirama, dia c’est l’occasion ou jamais mba ahafahana miverina miasa indray ao @ jirama.
Amiko tsy dia ilay DG @ zao loatra no cibler-ny fa ilay vaovao vao ho avy mba hanaiky hamerina an-dry zalahy voaroaka
zay koa ny fahitako azy,
nefa raha izaho dia tazomiko io DG io,
Non ! aleo soloina ny equipe dirigente ao fa tena tsy lasa. Aleo olom baovao avy aty ivelan’ jirama hitondra rivo baovao ao. Tsy niainanao nga ny delestage sy ny tsy fisian drano hatr@ nitondran’ireo mpitantana @ zao ireo?
betsaka ny niainako fa tsy mainkina @ DG koa fa miankina @ fanjakana foibe izay manapaka ny resa-bola
manana ny budget ny ny Orin’asa + subvention ny fanjakana. Efa calculer mialoha . Fa matoa lasa tsy maharaka dia ao raha
15%. C’est le pourcentage de Malgaches ayant accès à l’électricité. Comment peut-on qualifier un pays qui a toutes les peines du monde à fournir du courant à seulement 15% de sa population? 15% bordel! Pas les 3/4, ni la moitié, ni même le quart. 15 pauvres %.
15% ary tsy araky ny jirama fa mbola ampiana délestage.