Ary efa lasa Mpminany koa ny tenanay raha izany ; Omaly aho no nieritreritra an’izany :
samyfoza
1 jour plus tôt
Nahita fialazana nataon’ny JIRAMA tao amin’ny FB izaho teo hoe ” Ho tapaka ny famatsiana jiro amin’ny fariitra sasantsany fa hanala ireo papango eny amin’ny tariby mitondra herin’aratra ry zareo …. Ny taty aminay indray tsy nisy filazana fa misy vorona nipetraka tamin’ny “fil” dia tapaka ny jiro ka angamba mety manala ireo taim-borona amin’ny” fil” ihany koa NY JIRAMA nahatonga ny fanapahana?
une fois, la coupure de l’electricite etait due aux papango(cerf volants), du jamais vu en 60 ans, autrefois, meme en elaguant les branches tout pres des fils conducteurs, il n’y avait pas de coupures
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Ary efa lasa Mpminany koa ny tenanay raha izany ; Omaly aho no nieritreritra an’izany :
samyfoza
1 jour plus tôt
Nahita fialazana nataon’ny JIRAMA tao amin’ny FB izaho teo hoe ” Ho tapaka ny famatsiana jiro amin’ny fariitra sasantsany fa hanala ireo papango eny amin’ny tariby mitondra herin’aratra ry zareo …. Ny taty aminay indray tsy nisy filazana fa misy vorona nipetraka tamin’ny “fil” dia tapaka ny jiro ka angamba mety manala ireo taim-borona amin’ny” fil” ihany koa NY JIRAMA nahatonga ny fanapahana?
2
Répondre
une fois, la coupure de l’electricite etait due aux papango(cerf volants), du jamais vu en 60 ans, autrefois, meme en elaguant les branches tout pres des fils conducteurs, il n’y avait pas de coupures
Les oiseaux d’Hitchcock à la sauce endémique lol
Certainement des oiseaux de mauvaise augure !..
Et pourquoi pas le poids de la glace accumulée sur les fils ?
Ben, c’est l’hiver non ?