Il y a déjà eu un antécédent pourtant ?

Loading

Dépêche Madagascar > Faits divers

Oui ici, en octobre 2021, à Ambatobe, sans faire de victimes.

Et donc rebelote le week-end dernier à Toamasina, avec cette fois tonneaux et 2 morts à l’arrivée.

Ah la la la vitesse…

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
10 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Njakanirina
Njakanirina
1 année il y a

Tsy io ve le fiara mandeha eny amin’ny rano sy ny tendrombohitra, anenjehana dahalo?

raossy
Répondre à  Njakanirina
1 année il y a

ie…, ilay fiara nalahatra teny Mahamasina t@ investiture : fiara namidin’i wagner fa tsy dia mamely loatra sady efa lany andro tsy afaka nalefa niady tany Ukraine. Mitovy @ ilay resaka airbus namidin’i air France t@ pipipatalou ihany ireny fiara sy fitaovam-piadina ireny: kôndrana loatra ilay mpividy e..

raossy
Répondre à  raossy
1 année il y a

Ilay bebôty mampiasa azy koa moa mievitra ny tenany ho James bond sy Tom Krizy daholo.

Rafangy
Rafangy
Répondre à  raossy
1 année il y a

nihevitra tsy ho resy ialahy fa manana ny basy marovava jiosy popov a!

RMC
RMC
1 année il y a

tssss. raha mbola tsy nandalo naka toerana tato amiko ny Alzheimeran, namono olona teny @ trottoir iny teny ambatobe iny. angaha tsy tadidy ilay fanazavana lavabe nataon’ny mpitondra teny hoe :  »… nitsambikina avy tao anatin’ilay fiara ireo miaramila ka nitontona teny @ mpandeha an-tongotra… » ? 

RMC
RMC
Répondre à  elman
1 année il y a

hihii ! izaho anie oa sady manaraka vaovao no mihaino tsy ho tompon-trano e ! taiza moa no nahalalako hoe nitsambikina avy tao anaty blindé ireo miaramila ka nitontona teny @ olona teny @ trottoir raha tsy tao @ tifi-danitra mahavoa fe ihany ?

Rafangy
Rafangy
Répondre à  RMC
1 année il y a

rehefa ny molotra ambany no lehibe infrindra dia lasa mitenitany fahatany: tsy hadinoko ilay fitorian’ny transparency international ny GEL tsy nasian’ny fitsarana vidiny iny, nefa vao nametraka fitoriana ny GEL dia tsy ampy adiny valo taorinan’izay dia voaantso ilay tompon’andraikitry ny TI, dia avy ramato be molotra mitatata tsy hanontaniana hoe tsy misy idiran’ny fitondrana hono ny fitoriana ny TI

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.