L’ancien Président de la République a l’art et la manière de se mettre en scène. Et en plus il n’a même pas besoin de se forcer, c’est naturel chez lui. Photos FB Guy Rivo Randrianarisoa.





L’ancien Président de la République a l’art et la manière de se mettre en scène. Et en plus il n’a même pas besoin de se forcer, c’est naturel chez lui. Photos FB Guy Rivo Randrianarisoa.
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
j’ai beau scruter, je ne vois pas de thb , donc admin n’était pas là
Première photo : dans le bus ou dans un avion kosa?
Tena avion marina ? Mais les seza ont l’air pourri ? 🙂
Bah, pas étonnant ! Efa niasa mafy.
Mais pour en revenir au sujet, il est vraiment incroyable! Il a la pêche!
Mahafinaritra izao. Izao ilay hoe manakaiky ny vahoaka.
Tokony miroso @ lalindalina kokoa: mandeha any ambanivohitra, miaina miaraka @ndry zareo @ afo kitay sy ny parasy, sns. Mba tena hahafantarany ny tena fiainan dramalagasy.
Sao efa niainany kosa izany fahiny ary fantany tsara?
Raha izay vao maika tsara
Tena tsy mety reraka io rangahy io ka. Anisan’ny nahakamo ireo minisitra sasany niara-niasa taminy hono ilay antsoin’Ingahirainy misasakalina rehefa misy hevitra tonga izay ao a-ndohany. « Tongava ialahy aty izao dia izao na amin’ny pyjama aza tsy maninona. » hihihi. Un vrai WORKAHOLIC.
@vohitsara,dia nisy razoky izay nantsoiny dia tsy hay na nihinana viagra na ahoana fa mbola niridiridy be ny fandehany
Niridiridy 🙂 Henjana izany teny malagasy izany an !
font tao amin’ny tiko aza izy dia tsy azo pihina mihitys hono ny finday n’aiz n’aiza misy anao, raha any amin’nytoerana tsy tratra antso dia milaza mialoha, nisy oloa izay tao Antsirabe nalahelo nahita an’ilay talen’ny tiko tao(tsy tadidiko ny anrany fa tay aorina izy las atale jeneraly ilay fotsy volo be iny dia nilan’ny foza antsojay iny mba hamoaka ny vola, Razafimahefa no anrany) andro fandraisan, teo ampnadraisan mihitys hono no naneno ny finday niantso azy fa nisy omby narary, dia nohanina ny mofo , nosotroina ny kapoaka dia lasa nivoaka nandeha naomnjy ilay omby fa tsy niandry ilay famaranana ny fandraisan akory
@Rafangy lasa secretaire general ny commune cua izy amin’izao,homme de confiance des ravalomanana depuis des années,izy no nitantana ny dian’i josoa tao amin’ny alma raha vao niverina avy nianatra tany allemagne ity zanaka lahimatoa an-dravalo,izy koa no niantsoroka ny fanampy (alaotra) sy mana ( toamasina ) raha toa ka lalao no tao amin’ny top…efa cst tamin’ny quota an-dravalo koa iny tamin’ny tetezamita
olona mahatoky kosa iny, ary nizaka ny mafy taorinan’ny fanonganmpanjakna iny,
« Razoky tsy maka lagy ».. il prend le temps de vivre.