Oui oui, les législatives européennes c’était le 9 juin dernier.
Non pas ces Euros là, l’Euro de foot plutôt, édition 2024 😳
Et bah oui ça commence demain, en Allemagne donc.
Bon bah …. allez les Bleus alors ? 🤣 Allez je plaisante, il y aura de belles affiches d’ici le 14 juillet, ci-dessous quelques unes.
Tena sambatra raha sambatra isika Malagasy marina mafy. Hitako teo tao amin’ny FB ny filazan’ny CANAL+ ny fandefasana mivantana ny lalao EURO 2024…. Na dia izany aza dia afaka arahina ao amin’ny TVM canal 200 ny lalao 12 TSARA INDRINDRA amin’izany. Izay no hilazako hoe sambatra (Nijery ny lalaon-dry zareo Anglisy be mpanatana izaho dia nanate hahita lalao tsara anef indrisy tsy afa-po) fa ny TVM kosa izao dia afaka maminany ireo lalao 12 tsara indrindra
Ah il y a un France-Autriche ce soir à 21:00
Fa lalao anisan’ny tsara koa anaga io azafady.