Problématique intéressante : quelqu’un (on ne sait pas qui) a déposé une requête auprès de la Haute Cour de Justice (HCJ) demandant la destitution du Président de la Haute Cour Constitutionnelle.
Et si on veut dissoudre la HCJ, on s’adresse à qui ?
.. euh .. à la HCC ?
Bon trêve de suppositions sans queue ni tête. Sinon quelque chose de bien concret : que pense la HCJ des 330 navires chinois ?
En creusant un peu, il y a matière à y trouver de la haute trahison et braderie des ressources à une puissance étrangère là non ?
Ou matière à remplir leurs comptes off-shore en faisant monter les enchères. 🙂
« torio aho raha misy izany » dixit bonhomme sur TVM dimanche dernier
oui, et face à face contre la présidente de la SMM,
misy tena miady fo mafy mihintsy ve izany tsy hahatanteraka ny fifidianana ? fa hitohizan’ny gaboraraka eto foana ?
dia raha « connard » no lany eo dia tena tsy hisy gaboraraka?
ben au moins on a passé l’élection ou voulez vous qu’on n’organise plus une élection? et qui va désigner un dirigeant?
ça me rappelle furieusement l’élection de 2013.
Za aloha d’accord ny tsy hisin’ny fifidianana io e, satria efa gaboraraka ny constituion sy ny lalàna rehetra mifehy ny fiainana eto Madagascar.
Tokony amboarina aloha izany, asina ny balises rehetra tsy ahafahan’ireo opportunistes sy affairistes ary ireo mpandendika firenena manararaotra fahefana.
Mbola malalaka be ry zareo ra ny lalàna mifehy amin’izao no jerena ary bedabe tsy fahamatorany ny lalàna mifehy eto (ambiguité), ary izy tsy anamboatra anova an’io ho contre aminy izany, au contraire ho lalaoviny ahafahany manohy ny asa ratsiny io.
Ohatra fotsiny ny role de la HCC, inona marina no role de la HCC satria lasa manana super pouvoir zareo fa tsy natao hijery fotsiny hoe mifanaraka amin’ny lalàna ity toe-javatra iray ity.Bedabe ny toy izany.
Jerenareo fotsiny le hoe tsy azo atao ny manaratsy candidat iray hafa rehefa manao propagandy.Fa tsy misy milaza hoe inona avy ny natiora an’izany fanaratsiana izany, ny limites, fa tonga dia arbitraire fotsiny izany, afaka ataony tsara hoe tsy tiako ity dia aleo ampesaina ity lalàna ity satria lalàna sandasanda.