Euh c’est devenu une décharge publique chez toi l’elman ?

Loading

Dépêche Madagascar > Environnement

Ramassage des encombrants

Lol, je vous rassure, non 🤣

Simplement, tous les 2eme jeudi de chaque mois, les locaux à “encombrants” de chaque immeuble sont vidés.

Puis un camion vient ramasser toussa très tôt le matin et les jeter à la déchetterie.

Il y en a pour des millions d’ariary sur cette photo : des salons complets, des meubles, des matelas, etc. 😳

…. dans certains pays, le temps que le camion passe le matin, tout aura déjà disparu dans la nuit ? 🤣

Aussitôt dit …

S’abonner
Notification pour
guest
1 Commentaire
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Nifin'Akoho
Nifin'Akoho
2 mois il y a

Maromaro ny sary nasehon’i “Lhom” teo amin’io toerana io. Mampiseho fa samy tompon’andraikitra sy misy manao ny asany.
Ny fako mivangongo fa misy maka io aveo.
.
Ilay etsy Anosipatrana moa zany dia nofefena, nolokoina sainam-pirenena mihitsy ilay fefy fanitso. Ilazana angamba fa Rafanja mihitsy no mandray an-tànana. Feno fakona tompon’andraikitra ity firenena ity. Tompon’andraikitra amin’io avokoa ny rehetra fa tsy CUA ihany no lazaina eto (Ministère EAH, DAT, Environnement, ONE, APIPA, ANDEA, ny mponina)
.
Tsisy fako makeny am arabe, misy manodina mamadika zezipako izay amidy eo akaiky eo ihany. Amin’io compost tsy vita analyse akory no asaina jifaina (fako mifangaro anefa no ariana eny).
Dia tsisy miteny sy miasa saina intsony, lasa fanariam-pako tanteraka ilay toerana. Ikopa anefa tsy lavitra eo. Haloto ny fanambanin’ny rano satria tsy nasiana lafika io toerana io hiaro ny rano. Feno tànana ny manodidina…
.
Mety io Ralhom a. Zay moa le kôzy ? Mety zany. Atsy ho atsy ngamba ny kely maso (japan) mihitsy no tadiavin’ny sasany hifitra azy. Mahantra velona, farahidiny, gisitra, mangery ampataloha.

Et le 11 décembre le winner sera .... ?
1200 votes

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.