Après le petit intermède bruxellois… le Président de la République a disparu des écrans radar 😯
Et pourtant, avec Emnati, il va falloir reendosser rapidement le rôle de Tom Crise.
Mais on comprend que ça doit être un peu frustrant tout ça : que des mer*des à gérer, rien de clinquant, de bling bling ni de sensationnel à inaugurer, c’est rageant.
Mba avelao kely haka aina izy eh. Mety ho sempotra niady mafy ho an’ny firenena Malagasy tany Bruxelles izy dia niantso ireo mpanoro hevitra taty Madagasikara fa tsy nisy…
Ay, mety mitady certificat médical hanaovana dispense politique kely izy zany
izy ary nangataka sa tena hoe manery mihitys ny mpamatsy vola amin’izany $1 milliard izany,
et comme il n’y a plus de sacs de riz à distribuer, il faut quand même laisser passer l’orage comme on dit
Mety mbola mitaingina téléphérique kely aloha, Dia manao gorisa gorisa any Suisse.
Ah, ce matin il était donc à Iavoloha.
Quel retour en catimini 😯
Voandalana, un chou blanc de Bruxelles 😛
Nareo kosa an. Izy anie efa tsy natory mihitsy niasa, nitady, nandeha tany Bruxelles.
Merci Prezidà!
angaha tsy choux rouge de brussels no fiteny? hihihihihi
et toujours sans masque lui, il se prend pour qui ?
Malalaka be kosa ny trano e hihih
efa nisotro CVO+ izy fa aza matahotra
Ah! Ah! Peut-être que c’est un hologramme . On copie Mélenchon .
Mitaingina jet foana ve izany izy io e ?
ka jet set koa
fa ho kifafa indray ve e?
manahirana io resaka mitaingitaingina io
Rehefa tsy tamboho Dia mety ve?
io ary no tsara indrindra koa! ohatra mitaingina kalesa fony kely