L’épidémie est “sous contrôle“, les pom-pom girls et les rallyes battent leur plein, les écoles ont déjà tous repris, il ne reste plus que les universités qui font la fine bouche.
Ceci étant des étudiants qui ne vont pas à l’université c’est aussi des étudiants qui .. ne font pas grève ?
Hamorona grevy aza atao, vao maika fa misy pesta. Nefa toa zon’ny mpianatra ny bourse na mianatra na tsia. Toy ny depiote, na mivory na tsia, mandray vola ihany.
mbawaks
8 années il y a
Hiditra tsy ho ela ny Universités, fa mbola hisy izany ny antsoina hoe COPRIES (Conférence des Présidents et des recteurs d’institutions de l’Enseignement supérieur) afaka 3 andro tarihin’ny minisitra handaminana azy ity. Ny bourse dia 9 mois ihany no 9 mois.
lavabe ny tantara fa ny azo lazaina dia hatramin’ny nanomezana ny bacc dia io no anisany mampahantra ny firenena! efa niezaka nanafoana an’io ny mpamatsy vola tamin’ytaona 1986 tany raha ny fitondran’i deba ihany no tena nizarazara an’io fahatany! ohatra iray tamin’ny taona 1975, fampielezankevitra momb any lalampanorenan’ny repoblika demokratika, tany Antsiranana, dia niteny ny mpiantry ny lycée tany hoe hifidy Eny ry zareo raha afaka bacc, dia nahafahana iznay ry zareo
Zafimbazaha dilambato
8 années il y a
Efa saika nofohanana io tamin’izahay mpianatry ny Anjery Manontolo, Atoa Ranjeva no rektora tamin’izany ary tena nety ny tetik’adiny tamin’izany : la fameuse carte rose”. Indrisy anefa fa nisy nanao ady politika maloto tao ambadika.
io “fiche rose “io no noresahiko hoe fanafoanana azy taorinan’ny tsindry nataon’ny mpamatsy vola! niaranisalahy tamin’ingahy Ranjeva(filohan’ny Akamdemia amin’izao) ry Willy Leonard, Pépé sy ireo deba sasatsasany tao amin’n y degs fa saingy natahotra ny arema sasany hoe tsy hisy mpianatra azo atao fitaovana intsony dia nadabony ilay izy! 30 taona mahery aty aoriana, tsy mbola tafaverina eo amin’io isika!
Lemaizina
8 années il y a
le bacc actuel disparaîtra en France en 2018 et sera remplacé par une “nouvelle formule”! Que vont faire les anciennes colonies? c’est comme l’histoire de l’Euro vs Franc!
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
mais qui perçoivent leur bourse
Diso be, ka ny tsy fisiana’ny vola handoavana ny bourse indrindra no tsy mbola hidirana
J’ai entendu effectivement des bruits de couloir allant en ce sens.
Hamorona grevy aza atao, vao maika fa misy pesta. Nefa toa zon’ny mpianatra ny bourse na mianatra na tsia. Toy ny depiote, na mivory na tsia, mandray vola ihany.
Hiditra tsy ho ela ny Universités, fa mbola hisy izany ny antsoina hoe COPRIES (Conférence des Présidents et des recteurs d’institutions de l’Enseignement supérieur) afaka 3 andro tarihin’ny minisitra handaminana azy ity. Ny bourse dia 9 mois ihany no 9 mois.
Avy taiza aloha ity resaka bourse ity raha misy mahay azafady? Efa tsy mandoa écolazy kanefa mandray bourse…