za dia gaga mintsy oe tena tsy misy azo vokarina eto antoerana ve ireo zavatra ireo?
et quid du rapport qualité/prix?
tena oe vonoina ny eto na ny orinasa na ny mpanjifa!
ka tsy izy anie no hanao ny asa fa misy mahay eto e! ny akora misy tsara! ny fitaovana sy orinasa tokony hahavita misy fa tsy avela hiasa!
ai moa tsy mety fa tsy maintsy izy no manao ny asa rehetra
Misy mihaino ve ? Sa dia efa maty eritreritra ianareo ao ambony ao ? Sa efa tena tafita ny tolona fa efa milliardaires daholo ?
Malala
3 années il y a
Ka lay mangatakare re no moramora kokoa e ! sady “classe” hahaha
Katsaka2
3 années il y a
Structurel vs conjocturel.
Tena efa menatra aho aty manazava amin’ireto manontany ahy. Lazaiko ny marina fa tsy nety intsony ny fandamindaminana.
gérard
3 années il y a
importer durablement ce que l’on pourrait produire sur place est évidemment une erreur
Conditionner le droit d’importer ou exporter , de commercer tout simplement, à des autorisations administratives est une deuxième erreur si l’on veut bien considérer l’intérêt général….
c’est évidemment différent du point de vue de l’intérêt particulier des “chanceux” qui auront été sélectionnés , selon quels critères ?
elman dans En parlant d’événementiel…: “euh fanga hoe avy any “aminay” dia hoe … gage de qualité ?” 12/05/2025 à 22:03
Nifin'Akoho dans Une folie collective disions nous: “Miverina amin’ny testamenta taloha. Mihemotra hatramin’ny finoana. Tahak’ilay firenena ihany.” 12/05/2025 à 21:56
Nifin'Akoho dans Ouh là “Madaghost”: “Alohan’ny andehanan’ny clipnreo lay misy mikiakiaka iny foana. Mankaleo be. Midona amin’ny poteau ko ndraindray e. Mba mahavoa masonangatra.” 12/05/2025 à 21:52
Nifin'Akoho dans En parlant d’événementiel…: “Fa ohatry ny avy any aminareo any io anarandrainy io rams a. Tsy mahay mipetraka mihitsy izy ty. Misaveraveraka e.…” 12/05/2025 à 21:46
Nifin'Akoho dans Tuléar : un pt’it coup de Tsinjo: “Teny amin’ny Kianja Maki dia nilaharana sy nitaomina tamin’ny sarety ny vary. Dia mba nahazo daholo ve ny malagasy rehetra…” 12/05/2025 à 21:41
Nifin'Akoho dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “Taitra kely a nahita ny Luxembourg teo ambony kay milahatra araka ny abidy ty izy. Ny fitiavana no lehibe indrindra.…” 12/05/2025 à 21:38
elman dans Madagascar, version Incorruptibles: “c’est que même la presse se fait complice La presse à Madagougou ? … où plutôt les communicateurs au service…” 12/05/2025 à 21:01
RMC dans Madagascar, version Incorruptibles: “henoy tsara ilay vidéo voalohany, fa efa misy indices maromaro nomeny tao” 12/05/2025 à 20:48
angady dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “on le sait tous, avec le temps: les chiffres, c’est pas le fort de qui-tu-sais. pour lui, la réalité est…” 12/05/2025 à 20:45
angady dans Madagascar, version Incorruptibles: “ce qui me chagrine dans cette histoire, c’est que même la presse se fait complice des corrompus en appelant ce…” 12/05/2025 à 20:36
elman dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: “tsy ampy zany 100€ zany séri a https://actutana.com/wp-content/uploads/2023/11/FB_IMG_1700566070149.jpg” 12/05/2025 à 19:42
Miserana dans IDH : Madagascar 183 sur 193 pays: ““Il en faut peu pour être heureux, vraiment très peu pour être heureux, venir à dagougou avec 100 euros le…” 12/05/2025 à 18:25
za dia gaga mintsy oe tena tsy misy azo vokarina eto antoerana ve ireo zavatra ireo?
et quid du rapport qualité/prix?
tena oe vonoina ny eto na ny orinasa na ny mpanjifa!
si azo vokarina tsara ka.. mais c’est trop d’efforts, trop compliqué, alors qu’avec les importations, hop, en quelques clics
ka tsy izy anie no hanao ny asa fa misy mahay eto e! ny akora misy tsara! ny fitaovana sy orinasa tokony hahavita misy fa tsy avela hiasa!
ai moa tsy mety fa tsy maintsy izy no manao ny asa rehetra
y avait un laitier qui avait essayé..
Misy mihaino ve ? Sa dia efa maty eritreritra ianareo ao ambony ao ? Sa efa tena tafita ny tolona fa efa milliardaires daholo ?
Ka lay mangatakare re no moramora kokoa e ! sady “classe” hahaha
Structurel vs conjocturel.
Tena efa menatra aho aty manazava amin’ireto manontany ahy. Lazaiko ny marina fa tsy nety intsony ny fandamindaminana.
importer durablement ce que l’on pourrait produire sur place est évidemment une erreur
Conditionner le droit d’importer ou exporter , de commercer tout simplement, à des autorisations administratives est une deuxième erreur si l’on veut bien considérer l’intérêt général….
c’est évidemment différent du point de vue de l’intérêt particulier des “chanceux” qui auront été sélectionnés , selon quels critères ?
bah la couleur de la cravate voyons