Tiako mba ho hita am’izao ny endrik’ireo sipa niara-nivanitinika nanotrona andrazoky io tam zany. Sa efa anisan’ireo mpirai-petsapetsa ao am presidence ao ?
.
Ny jiro zao tapaka mihitsy ato am zao fotoana zao. In 3 isan’andro ny faritra atsimondrano. Ny nataony ihany no nataony. Ny zanany ary lasa mpiasan-panjakana. Ny vavany ihany no nilaza an’izany.
.
Izany tokoa lay hoe rehefa tsy eo aminao ny lelo dia hoe aisino io.
elman dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “bien vu l’analyse du ticket de caisse. Effectivement, cela lui permettra en mĂŞme temps de connaĂ®tre les “habitudes” alimentaires, surtout…” 03/09/2026 Ă 19:18
Rahandy dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “Je l’ai fait avec Gemini, et sur beaucoup de sujets oĂą je ne veux pas me casser la tĂŞte, une…” 31/08/2026 Ă 15:22
Raza dans Football : les jiolahimboto sud-americains: “Les pendules (enfin) remises à l’heure et tant mieux : https://www.france24.com/fr/sports/20260821-finale-du-mondial-2026-de-lourdes-sanctions-tombent-pour-les-argentins-paredes-et-molina” 22/08/2026 à 01:11
KDNLK LLNBV
Patriiiick, on s’est dit rendez-vous… dans 16 ans ?
Tiako mba ho hita am’izao ny endrik’ireo sipa niara-nivanitinika nanotrona andrazoky io tam zany. Sa efa anisan’ireo mpirai-petsapetsa ao am presidence ao ?
.
Ny jiro zao tapaka mihitsy ato am zao fotoana zao. In 3 isan’andro ny faritra atsimondrano. Ny nataony ihany no nataony. Ny zanany ary lasa mpiasan-panjakana. Ny vavany ihany no nilaza an’izany.
.
Izany tokoa lay hoe rehefa tsy eo aminao ny lelo dia hoe aisino io.
Izao vao maika nihinan’ ny IEM tanteraka. Izao vao tena tsy misy fanjakana fa kosa misy…fandrobana