Ny akanjo sy ny satroka misy soratra gendarmerie, ny fiara misy soratra zandarimaria. ZandariMaire soloina zandariPds. Ny zandary hono mahay nohon’ny miaramila. Asa re. Na isika ary tsy mahafantatra izay tiantsika atao. Normal lay dimbaka avy any nazareta raha niteny hoe mamela azy fa tsy fantany izay ataony.