Délestages : Ankatso, Imerinafovoany et Analamahitsy descendent dans la rue aussi

Loading

Dépêche Madagascar > Société

Après Anjanahary et Manjakaray, la sosopourisation pro max populaire s’étend un peu partout, comme une tâche d’huile.

Tu commences à les sentir ces émeutes de la soif ? 🤣 Le courant coupé matin, midi et soir on n’en parle même plus.

Et cette fois il va être compliqué de juguler ces mécontentements avec des petits bidons bleus installés hâtivement par ci par là.

Azafady, inona moa ilay dam ? 🤣

S’abonner
Notification pour
guest
11 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Nifin'Akoho
Nifin'Akoho
7 jours il y a

Mangataka izahay mba tsy hikorotana ny olona fa mila filaminana ny vahoaka. Izay mitarika fanakorontanana dia tsy maintsy handray andraikitra ny fanjakana. Tsy fotoan’izany izao. Madagasikara tsy maintsy mandroso.
.
Tokony maneho hevitra ato am actutana ireo izay mahita ny fandrosoana eto fa raha ny voasoratra ato dia tsy misy raha manjary.

Afist
Afist
Répondre à  Nifin'Akoho
7 jours il y a

ianao angamba tsy akaikin’ny fitondrana ko

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Nifin'Akoho
7 jours il y a

tena misy tokoa ny fandrosoana e, saingy fandrosoana miverina any amin’ny hommes des cavernes; toerana tongan’ny rano sy jiro, las tsy misy an’izany intsony, toerana tongan’ny fiara faran’izay kely , ny 4 x 4 matanjaka be ireny aza tsy afaka intsony, lalamby nandalovan’ny fiarandalamby tsy latsaky ny 40 isanandro tsy nilaina an’izany fefy izany hiampitan’ny olona, izao ka asiana fefy be sy tohatra tsy afaky ny bevohoka miampita ny lalamby tsy misy fiarandalamby mandalo afatsy iray isaky ny telo andro

ericrazafy
ericrazafy
7 jours il y a

Quand on est nul, on l’est jusqu’à la moelle épinière, je sais pas si les foza en dispose déjà

Miserana
Miserana
Répondre à  elman
7 jours il y a

Sao dia ilay ao Mahamasina lty izany?

Rafangy
Rafangy
Répondre à  ericrazafy
7 jours il y a

et comme c’est dans les genes, ce n’est pas etonnant si le pere a gravi les differents grades dans l’armée plus à son anciennete que par son savoir, et idem pour le fiston, à qui on a offert une des meilleures ecoles du monde mais a ete renvoyé pour incapacité intellectuelle

Nifin'Akoho
Nifin'Akoho
Répondre à  elman
7 jours il y a

Milamina ram’s eto fa nareo kosa e. Jereo fa ny mpitambasy eto Antananarivo madio tsara. Misy rano sy tsy jiro any am’ireny. Tsy zanabahoaka intsony reny fa andevon’ny mpitondra.

RMC
RMC
7 jours il y a

tena ”azafady, inona moa ilay dam?” mihintsy moa izany ! ireny ilay karazan’olona rehefa hanazavana zavatra ela be, dia mora mahazo ihany, et encore mba azony ve nefa ?

variana nanao révisions des contrats de sahofika et volobe, tsy haiko hoe inona ilay mba fantany tao ka tsy maintsy nosoloiny, izao manenganiny party à donf…

ary tsy mihaino ny mpiray petsapetsa aminy mihintsy koa. efa niteny rakongona fou fa io resaka jirama io no naharesy an-drizareo teto tanà ville t@ députation, lasa tsy tian’ny olona hono hoe ry zareo, fa dia e e e, ndao foana

raha tsy hoe kosa angamba ao anatin’ilay plan de redressement izao tsisy jiro sy rano izao, dia neken’ny mpitondra, matoa ça s’aggrave tous les jours

Et le 11 décembre le winner sera .... ?
960 votes

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.