Babakaty a deja prevu que Harilala sera la candidate de nouzalon,elle va compomettre serieusement son avenir Gascar et dadafara sont des troubles fete envoyés par le regime pour semer la pagaille au sein des antinouzalon; ce qui va m’interesser maintenant, c”est comment nouzalon va faire pour faire gagner sa pds car les mic macs de dadabe ainsi que ceux des legislatives ne marcheront plus
Je sens que les comptes fako vont être rappelés massivement pour venir voter 🙂
Nifin'Akoho
1 année il y a
Tojo no ho lany eo. Na tsy mahasosotra ary i Tahiana. Na dia mahafinaritra ary i Mada Vision, ny safidy politikany tsy ahafahany mivelatra, mitovy am ry Rabary sy ry Kongona fo ihany io. I Gasikara ndray, tsy dia hitako loatra ny anaovana maire nefa enao efa député. Fomba fijery fotsiny io. Zay lany dia lany. Asa be ny fitantanana an’Antananarivo.
Vous allez bien vite en besogne.. n’oubliez pas de quoi est constitué la majorité des électeurs à Tana lol.. Mais bon, ceci étant, au vu des résultats des dernières législatives, il y a quand même de l’espoir lol
Mbola tsy nifidy akory aho fa nanoratra. Aveo nanandrana nifidy dia gaga fa io nolazaiko eo ambony io no valiny tendance-nao rams. Mety tsy hiova io. Ratahiana zao no nofidiako teo dia io nivoaka io ny résultat. Saingy za tsy mifidy ao Tana ville dia ato am actutana no nifidy. Misaotra e.
ilay bye kosa tsy misy hidirany hoe pro iza na anti iza… fa le fombafomba sy le firesakiny ilay olona noho … comment dire .. tsy mi passe ? 🙂
Exemple : ato misy olona zay 100% Ra8 fa ny fombany lery manoratra (100% majuscules) dia lasa byer nedala lol
Kotozefa
1 année il y a
Tena miala tsiny aloha fa tsy mi-passe kosa le hoe Tojo e! Rainy teo, reniny teo, izy koa ho eo, tsy noho ny fananany vina mipetrapetraka na fahaiza-manao voasedra, fa aleo tsorina fa noho ny fitondrany ny anaran’ny rainy. Tsy lasa raharaham-pianakaviana ve izy ity, amin’ny saina tsy miangatra? Pfff…
Ka ilay izy anie tsy hoe dia hanavotra an’Antananarivo no tanjona,efa ireny nambaran’i Elman ireny ny antony hoe tsy ho possible intsony fa efa saturé Ilay tanana ,fa famelahana tehamaina mandrivorivo izao fitondrana sady tsy alehany no mbola miseho milay .Mila hanaovana vote sanction fa diso lalana
MasyLau dans Intrigant à la cour du roi: “Raha fintinina amin’ny teny tokana , ” l’intrigant ” dia ” vipère ” araka ny filazana azy eto .. Tsy…” 29/04/2026 à 11:54
Rafangy dans Intrigant à la cour du roi: “curieux hein! je suis sur que les leche c*ul n’ont jamais demandé à Gemini cela et pourtant ils l’appliquent méthodiquement,je…” 29/04/2026 à 08:58
Rafangy dans Écoute ça le bois de mon dos avait un peu raison alors ?: ““….l’Etat malgache osera punir les financiers de cette tentative.” les rumeurs disent que l’ancien ministre de l’energie a refusé de…” 29/04/2026 à 08:56
Rafangy dans 1720 chroniques: “discipline et entretien: deux mots inconnus pour la plupart des malgaches” 29/04/2026 à 08:51
Rafangy dans 1720 chroniques: “si jamais ce teletravailleur pense un peite seconde à se prendre comme Gallieni, je suis sur que ce dernier sortira…” 29/04/2026 à 08:50
JiPi dans Intrigant à la cour du roi: “Super ! Moi qui suis contrarian ne peux qu’approuver. Veloma,JiPi” 29/04/2026 à 06:26
Charles de Gaulle dans 1720 chroniques: “Madagascar, un pays d’avenir…. Et qui le restera….” 28/04/2026 à 22:26
elman dans 1720 chroniques: “nareo kosa e https://actutana.com/wp-content/uploads/2023/10/FB_IMG_1697947570538.jpg” 28/04/2026 à 13:34
elman dans 1720 chroniques: “Mon âne, mon âne, a mal a la tête.. (lol, déformation infantile)” 28/04/2026 à 13:27
elman dans 1720 chroniques: “aah la discipline… un autre vaste sujet” 28/04/2026 à 13:27
Hary dans 1720 chroniques: “Vous avez raison sur la main de fer . Tous les monuments et les grandes infrastructures ont été réalisés grâce…” 28/04/2026 à 13:05
tsytiafoza dans 1720 chroniques: “Il y avait eu le passage de son petit fils qui est actuellement en télétravail à Dubai.” 28/04/2026 à 12:34
Babakaty a deja prevu que Harilala sera la candidate de nouzalon,elle va compomettre serieusement son avenir Gascar et dadafara sont des troubles fete envoyés par le regime pour semer la pagaille au sein des antinouzalon; ce qui va m’interesser maintenant, c”est comment nouzalon va faire pour faire gagner sa pds car les mic macs de dadabe ainsi que ceux des legislatives ne marcheront plus
Je sens que les comptes fako vont être rappelés massivement pour venir voter 🙂
Tojo no ho lany eo. Na tsy mahasosotra ary i Tahiana. Na dia mahafinaritra ary i Mada Vision, ny safidy politikany tsy ahafahany mivelatra, mitovy am ry Rabary sy ry Kongona fo ihany io. I Gasikara ndray, tsy dia hitako loatra ny anaovana maire nefa enao efa député. Fomba fijery fotsiny io. Zay lany dia lany. Asa be ny fitantanana an’Antananarivo.
Vous allez bien vite en besogne.. n’oubliez pas de quoi est constitué la majorité des électeurs à Tana lol.. Mais bon, ceci étant, au vu des résultats des dernières législatives, il y a quand même de l’espoir lol
Mbola tsy nifidy akory aho fa nanoratra. Aveo nanandrana nifidy dia gaga fa io nolazaiko eo ambony io no valiny tendance-nao rams. Mety tsy hiova io. Ratahiana zao no nofidiako teo dia io nivoaka io ny résultat. Saingy za tsy mifidy ao Tana ville dia ato am actutana no nifidy. Misaotra e.
pffff, y a que des Ravalomananistes sur ce blog
Lol,et ce depuis Tananews…
si vous le dites
ka ho kongona fou kosa ary ve ? ka tsy tonga dia byer presto apollo ? ny ahy izao ratahiana no ohatry ny mba tiako
ilay bye kosa tsy misy hidirany hoe pro iza na anti iza… fa le fombafomba sy le firesakiny ilay olona noho … comment dire .. tsy mi passe ? 🙂
Exemple : ato misy olona zay 100% Ra8 fa ny fombany lery manoratra (100% majuscules) dia lasa byer nedala lol
Tena miala tsiny aloha fa tsy mi-passe kosa le hoe Tojo e! Rainy teo, reniny teo, izy koa ho eo, tsy noho ny fananany vina mipetrapetraka na fahaiza-manao voasedra, fa aleo tsorina fa noho ny fitondrany ny anaran’ny rainy. Tsy lasa raharaham-pianakaviana ve izy ity, amin’ny saina tsy miangatra? Pfff…
Ka ilay izy anie tsy hoe dia hanavotra an’Antananarivo no tanjona,efa ireny nambaran’i Elman ireny ny antony hoe tsy ho possible intsony fa efa saturé Ilay tanana ,fa famelahana tehamaina mandrivorivo izao fitondrana sady tsy alehany no mbola miseho milay .Mila hanaovana vote sanction fa diso lalana
Fleury c’est toi ?
“arrrme de guerrre”