La Justice a pu enfin accéder à la chambre 126 et constater de visu que la Conseillère du Président Hery Rajaonarimampianina était bien alitée dans cette chambre.
Au vu de l’état de la malade, qui ne semble pas si grave que ça pour la Présidente du SMM, cette dernière souhaite faire établir une contre-expertise médicale.
Cela fait maintenant presque un mois que cette histoire a commencé.
la présidente du SMM ne lâche rien et c’est à tout son honneur. Elle a une forte personnalité et espérons qu’elle ne se laisse pas embobiner ou intimider dans cette affaire et qu’elle continue dans cette voie.
Elle doit aussi s’attaquer à Bekasy, car celui là il a aussi ridiculisé les juges et tous les gasy.
Fonce fonce fonce!
Ataovy mirehitra mihitsy fa tsy maintsy ho tratra eo daholo ireo minisitra sy senatera ireo
tsy mino mihitsy aho fa tao amin’ny hjra foana izy e! rehefa naanomboka nahamay ny toedraharaha taorinan’ny fitsirihana tamin’ny alahady dia nantsoina haingana ramatoa Kilaodinina ary dia natao hoe marary, fa raha izao anio alakamisy izao no jerena ao dia efa tsy ao intsony ilay olona tokony ho ao amin’ny efitra faha 126….
@Rafangy, Tokony mba misy presse à investigation eto amintsika, avec camera discret, manao mody dokotera dia mitsidika kely ny 126.
@mangableu, tsy mety mihitys satria mahery loatra ny herin’ilay malety e!raha misy mpanao gazety mieritreritra ny hanao iznay dia vetivety eo dia misy fiara tonga eo aminy miaraka amin’ny malety dia tampina ny adaomy!
@mangableu, miandry an’i papyzano sy ry MLE e!
@Rafangy, tena miombon-kevitra aminao mihintsy aho,satria tsy hitako izay nanan-kanana ireo olona saika hanamarina raha tao marina izy taminy voalohany
Alefaso hatramin’ny farany. Izay ihany no vahaolana tokana momba an’io. Mahafinaritra mahita Président(e) SMM tena vonona hiady hatramin’ny farany.
Izaho dia mankasitraka tanteraka ny ataony. Ilay président araka ny titre entiny io moa dia mangina volamena tanteraka araka ny voalazany, kanefa jereo ireto manodidina azy izay tsy takona hafenina intsony, fa efa tapitra miapanga tena daholo amin’ny fihetsika sy zavatra rehetra ataony. Sao dia eritreretin’ilay rangaha io ary fa tsy hitan’ny olona io zavamisy rehetra eto io, ka eritreretiny hoe jamba ny vahoaka Malagasy
@hic!, Fantany mihintsy hoe hitan’ny olona ny zavatra ataony fa fantany sy tsapany tsara koa fa vahoaka MOHAKA ny Malagasy. Vhoaka efa malemy tanteraka ka na dia hanaovana izao rehetra izao aza, na de efa ho folaka aza, dia mandefitra ihany. Tsy vitan’izany fa mody rebirebeny kely fotsiny dia manaraka azy ndray! Hita taratra izany eny @ fiarahamonina rehetra misy. Samy milaza ho be saina sy manan-tsaina nefa tsy misy manana hazon-damosina ilay tena izy. Indrisy, Mahantra ianao ry taniko……
misy fivoarana be ilay site afaka manitsy izay zavatra voasoratra zany miasaotra mr Elman
Claudine a-t-elle une absence dans cet hôpital ? A-t-elle un toc ? Elle aurait trois Toc. premier toc : elle n’est pas là
Deuxième toc : elle est là
Au Troisième toc : qui est là ?