Signons une pétition pour exclure les Ra (rats) de l’élection présidentielle (Rajoelina, Rajaonarimampianina, Ratsiraka, Ratsirahonana, Ravalomanana, RaGangstabab…). Votons pour le Père Pedro Opeka. Piou Piou
Plus sérieusement, nous ne voulons plus de pompiers pyromanes (cf. Rajao, Rajoel, RatsiraK) ni d’opportunistes (Ratsirahonana) ni de voyou (Alban dit Gangstabab) ni de marginal (Vahombe) ni d’Arabophile (Rafalimanana) ni d’entrepreneur véreux (EdgarD). Nous voulons un président qui se soucie vraiment de la vie de ses concitoyens, qui construit de grandes infrastructures, qui crée de l’emploi, qui applique la loi. Bref, nous attendons le M…. (fenoy ny banga).
Fanontaniana adaladala izy ity ka ialako tsiny fa tena tsy haiko manko ilay fandehany: Ra ohatra izany aho ka manana 1 euro ka mandeha any @ banque hanakalo azy ariary dia mahazo 3.998 Ar mivoaka avy eo? Dia ahoana indray ireny hita eny Analakely milaza @mpandalo hoe “manakalo devise”?
Voalohany aloha raha manakalo devise any amin’ny banque ianao dia tsy maintsy mampiseho passeport, izany hoe olona mba mivezivezy any ivelany. Dia manarak’izay mbola misy commission raisin’ny banque amin’ny fanakalozana devise ka tsy io 3998 Ar io no ampiariny aminao fa mety tafiakatra 4300 Ar ohatra. Izany hoe lafo kokoa.
Ilay eny amin’ny sisiny ireny indray efa manana tahiry-na devise mipetraka ry zareo mety hoe novidiny 3000 Ar tamin’ny cours taloha dia avy eo amidiny 3900 Ar ohatra dia efa mahazo 900 Ar tombony izy. Fa ireny eny amin’ny sisiny ireny mpanera daholo fa rehefa manantona an’ireny ianao dia ny matetika entiny amin’ny agence na karana.
Fa misy ihany koa amin’ireny mpisoloky ka mila mitandrina.
io 3.998 Ar dia taux an’ny MID izay hita ao @ banque centrale. fa raha mankany @ banque tsotra ianao (banque primaire), dia misy taux roa: ny iray taux d’achat (ohatra 3795.00) dia ny iray taux de vente (ohatra 4120.00). ny 1€ anao izany dia ho vidian’ity banque ity ho 3795.00 Ar. ireny mpanakalo eny @ sisiny ireny dia manana taux hafa fa tsy mitovy @ banque.
Rakotovelo dans L’archipel du goulag: “Sanatria ohatra ny hoe tsy mbola zakan’ny Malagasy mihitsy ny mitondra an’i Madagasikara dia ho ataon’ny olona rapa-dango ! Na…” 21/03/2026 à 17:17
elman dans L’archipel du goulag: “le fond du problème ne réside pas tant dans les relations, qu’elles soient russes, françaises, européennes, américaines ou autres, peu…” 21/03/2026 à 13:38
Vola dans L’archipel du goulag: “Mba inona anie no endriky ny Rosia amin’izao 2026 ?” 21/03/2026 à 13:29
petakaman dans L’archipel du goulag: ““Extraction dans les mines, abattage de bois, construction de lignes de chemin de fer … tiens ça peut être pas…” 21/03/2026 à 12:05
MasyLau dans L’archipel du goulag: “Tsy marina ny filazana fa i Madagasikara dia tsy mahaleon-tena sady tsy mananana ny fiandrianiny . Ny marina dia tsy…” 21/03/2026 à 11:43
idefix dans L’archipel du goulag: “Mikaely avec Trump je pense que ça plus de gueule… je dis ça je dis rien 😛” 21/03/2026 à 11:37
Cet intenable suspense! 🙂
Allez reprend ton souffle et pousse feignante ils doivent sortir normalement aujourd’hui et pas demain ! 😛
mots clés: votez RA8&PPA*
* PPA: votez Pas Pour les Autres !
(dorénavant que chacun de vos commentaires soient suivi de cette phrase svp)
je crois qu’on va arrêter pour les mots clé, ça commence à polluer grave, merci 🙂
Ok, pas de soucis, je me tâtais justement 🙂
C’est ça la bonne ambiance et la discipline, “on est bien entre nous”.
elman, à quand l’actuchange ?
Signons une pétition pour exclure les Ra (rats) de l’élection présidentielle (Rajoelina, Rajaonarimampianina, Ratsiraka, Ratsirahonana, Ravalomanana, RaGangstabab…). Votons pour le Père Pedro Opeka. Piou Piou
le Père Pedro est inéligible.
Vous m’en direz tant!
Plus sérieusement, nous ne voulons plus de pompiers pyromanes (cf. Rajao, Rajoel, RatsiraK) ni d’opportunistes (Ratsirahonana) ni de voyou (Alban dit Gangstabab) ni de marginal (Vahombe) ni d’Arabophile (Rafalimanana) ni d’entrepreneur véreux (EdgarD). Nous voulons un président qui se soucie vraiment de la vie de ses concitoyens, qui construit de grandes infrastructures, qui crée de l’emploi, qui applique la loi. Bref, nous attendons le M…. (fenoy ny banga).
Messie?
Celui qui a été cloué sur la croix ou celui qui joue actuellement au FC Barcelone ?
celui qui a été crucifié pour nous!
Fanontaniana adaladala izy ity ka ialako tsiny fa tena tsy haiko manko ilay fandehany: Ra ohatra izany aho ka manana 1 euro ka mandeha any @ banque hanakalo azy ariary dia mahazo 3.998 Ar mivoaka avy eo? Dia ahoana indray ireny hita eny Analakely milaza @mpandalo hoe “manakalo devise”?
Voalohany aloha raha manakalo devise any amin’ny banque ianao dia tsy maintsy mampiseho passeport, izany hoe olona mba mivezivezy any ivelany. Dia manarak’izay mbola misy commission raisin’ny banque amin’ny fanakalozana devise ka tsy io 3998 Ar io no ampiariny aminao fa mety tafiakatra 4300 Ar ohatra. Izany hoe lafo kokoa.
Ilay eny amin’ny sisiny ireny indray efa manana tahiry-na devise mipetraka ry zareo mety hoe novidiny 3000 Ar tamin’ny cours taloha dia avy eo amidiny 3900 Ar ohatra dia efa mahazo 900 Ar tombony izy. Fa ireny eny amin’ny sisiny ireny mpanera daholo fa rehefa manantona an’ireny ianao dia ny matetika entiny amin’ny agence na karana.
Fa misy ihany koa amin’ireny mpisoloky ka mila mitandrina.
ie! misy mampiasa vola sandoka ny sasany.
io 3.998 Ar dia taux an’ny MID izay hita ao @ banque centrale. fa raha mankany @ banque tsotra ianao (banque primaire), dia misy taux roa: ny iray taux d’achat (ohatra 3795.00) dia ny iray taux de vente (ohatra 4120.00). ny 1€ anao izany dia ho vidian’ity banque ity ho 3795.00 Ar. ireny mpanakalo eny @ sisiny ireny dia manana taux hafa fa tsy mitovy @ banque.
Merci mclient @le fanazavana.Merci @User koa fa nazava tsara izy izay.Izay manana devises mipetrapetraka any zany tena mahazo tombony @ity fiakaran, ny sandam-bolan’ny euro ity an!
tsy misy fisaorana! “le plaisir partagé” 🙂
La partouze numérique 🙂
“Cours moyen pondéré” no fiantso azy raha ny marimarina tokony.
ie, fa natao izay nahafoy ilay resaka fa tsy dia tia blabla be loatra ny tenanay 🙂
Afaka atao mihitsy ny mi-spéculer raha manana fonds hihi. Mety ho investissement tsara ary izany satria tsy vitan’ity fitondrana ity intsony ny manakana ny fitotonganan’ny Ariary.
Ilay hoe banque mividy devise aloha tsy haiko tsara indray. Neveriko hoe raha hividy euro ny tianao ambara. Diso famaky za.
ny banque mividy devise ka. ohatra ireny touriste ireny tonga eny @ banque dia vidian’ny banque ny devise-ny ary atakalo Ariary.
on sabre le champagne à 4000 Ar, et on fait la fête à Iavoloha comme d’hab
ça n’existe de champagne à 4000Ar.
4000 Ar ny devise fa tsy ny bouteille ka