Gné, de quoi donc ?
Non rien, enfin si, ces personnes qui tapissent leur mur de versets bibliques et autres
…. alors que dans le même temps ils (et elles) se comportent au quotidien comme de véritables petites créatures diaboliques 🤣 .. oui oui satan l’habite, absolument.
Comme ils sont très friands de versets, en voici un spécialement pour eux alors : « Gardez-vous des faux prophètes. Ils viennent à vous en vêtement de brebis, mais au dedans ce sont des loups ravisseurs« . Mathieu 7:15
… et valable pour la plèbe aussi 😈
Ka na hiravaka hazo fijaliana sy vakana moa rehefa tsy ny fitondran-tena mihitsy tsy mampiseho ny mahapino dia efa tsy mampanjary ny fiarahamonina.
.
Miliba amin’ny vola halatra sy hafetsena dia manodina saimbahoaka sy manendrikendrika ary feno fankahalana. Misy ary mpiandry namaky ministera…
.
Mahery ny ran’ny Jesosy e. Ny ataony anefa toy ny devoly latsaka an-tany tara fizarana rambo sy tandroka. Ahoana hoy Kohen Rivolala zay : Na i Jesosy ary lagy vao mahita anao.
Misy ary mpiandry namaky ministera…, efa 22 taona io aretina io no nitranga