Ouiiii ? Oui, c’est que la plupart sont rapides à cuisiner quand même.
Qu’est-ce qu’il nous a fait comme laoka l’elman aujourd’hui, en moins de 30 minutes ? 😄
Archives des dépêches
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Hena kisoa sy anandrano
misy anandrano ve any?
absolument : Tang Frères ou Grand frais, misy daholo. .. avec du choux pour changer de la sempiternelle rougaille 🙂 et le petit tsilandimilahy en haut à gauche hihi
Manasa eee .. (ça me rappelle une vidéo du Joely)
Lidl , Intermarché misy daholo
dia avy aiza izany ireo ?
Eto France ka , misy mamboly aty
hay ! misaotra nizara
Miam miam , mazotoa omana o
maotoa e! chayote crue est aussi delicieuse et bon pour la santé
Ie
ao tsara
Nenay anamadinika sy henankisoa, fa mbola aty anaty embouteillages. Hahahaha
anisany laoka tena tiako mihitsy sady amin’izao tsy mangidy ny anamadinika!mazotoa (na dia efa tara aza e)
Za otrany tsy tia fa toa mangidingy zay izy io raha tsy diso ny fitadidiko an
Ka ilay mangidingidy iny no tena mampafilotra azy re a!
Mazotoa omana nareo zany fa tsy namana aho raha io
Saisissez l’URL de destination
Ou alors, faites un lien vers l’un des contenus de votre site
Hena kisoa sy anandrano
misy anandrano ve any?
absolument : Tang Frères ou Grand frais, misy daholo.
.. avec du choux pour changer de la sempiternelle rougaille 🙂 et le petit tsilandimilahy en haut à gauche hihi