Séri sa brisy li no tena tiany? Rehefa avy eo mifamaly : “hay ny an ty carte bancaire tsy mandeha akory, andao aloha andramana eny am banky hafa fa sao de tena no tsy nihaino tsara. Zao lany andro fotsiny nankaty sady mbola lany andro nifidy koa”
Ity ilay avy amin’ny hiran’i Wada sy Yoongs hoe : “Korikotrika atodin-drangahy indray kiala fa ireny vao foy dia vola”. 🙂 https://www.youtube.com/watch?v=8Puamw_tCa0
(entre parenthèse, ils viennent des bas quartiers et la plupart du temps, il faut parler leur langue pour comprendre)
Doraadm dans Iles Éparses : alors, ce second round ?: “Asiana ComiTay daholo izao rehetra izao; juste le mivorivory Pour rien sady budgetivore pour aboutir à une déclaration de coquille…” 27/06/2025 à 12:36
za ihany dans Bus électriques : la voila ta clé: “bien sûr que oui! Bref je n’ai jamais été friand de ce genre d’attitude péjorative mais comme on ne discute…” 27/06/2025 à 11:50
za ihany dans Bus électriques : la voila ta clé: “pour la qualité du site, est-on vraiment obligés d’ajouter ces petits “adjectifs” quand on fait référence aux gens? Je pense…” 27/06/2025 à 11:34
Mdrr .. Tsy mandeha miasa fa eo miandry vola hilatsaka avy any an-danitra eo
jereo ilay famihindravehivavy an’ilay zalahy satria hivoaka ny 300 000ar!
Mdr
séri je t’aime ve ?
loll
Séri sa brisy li no tena tiany? Rehefa avy eo mifamaly : “hay ny an ty carte bancaire tsy mandeha akory, andao aloha andramana eny am banky hafa fa sao de tena no tsy nihaino tsara. Zao lany andro fotsiny nankaty sady mbola lany andro nifidy koa”
iny neny ty

Io vé zao tsy tokony efa miasa any @ konoleny Tojo na Florent ?
ka hiraraka ny 300 000ar e!
y aura pas que les 300 000 ar qui hiraraka hein
Tsss DTC daol izy menakavy !
Ity ilay avy amin’ny hiran’i Wada sy Yoongs hoe : “Korikotrika atodin-drangahy indray kiala fa ireny vao foy dia vola”. 🙂
https://www.youtube.com/watch?v=8Puamw_tCa0
(entre parenthèse, ils viennent des bas quartiers et la plupart du temps, il faut parler leur langue pour comprendre)