une fois, des representant du SMM ou une autre entité de la Justice a rendu viste au dg du bianco, en la personne de Jean louis Andriamifidy, et sur une des photos, il y avait des jeunes (et jolies femmes, il y en avait en robe bleue ciel avec le foulard qui va avec)et lors de la rencontre avec le dg, les filles ont disparu sur les photo et Elman a écrit »le Jean Louis a planque les fille pour eviter les gros pervers! » quelque chose comme ça
tsy haiko indray izany notenein’i elman izany fa ie, jean louis marina ny anarany ! fa miasa ao @ ceni koa manko izy iny, ary mitovy be ny feony sy io dircab io izany, ny tarehy koa mitovitovy
tamin’izy nanao fianianana teny Anosy dia hoy ny rehetra hoe olona mahitsy, tsy mivadika, anisany mbola mitazona ny toertran’ny mpiasampanjakana taloha! hay tsy izy ny zavanisy fa nanao vavabe hoe hitory ilay nitorabato ny bianco kanjo inona ny teo? tena mandiso fanantenana mihitsy e, ary izay vao mazava hoe nahoana ny raharaha rehetra nalefa teny no very anjavony toy ny etotry ny mpanihika
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 à 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 à 16:38
elman dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?” 20/04/2025 à 11:50
elman dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “fihavanana eee.. soatoavina eee… marimaritra iraisana eee … lol Résultats des courses ? Tu es le pays le plus nul…” 20/04/2025 à 11:18
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 à 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 à 07:40
elman dans Base Toliara : Bruno nous explique: “et on en a déjà discuté ici aussi https://actutana.com/depeche/ah-finalement-il-y-a-un-peu-de-monazite-a-base-toliara/” 19/04/2025 à 18:55
henatra, honte en français, teny tsy fantatry ny lokodapako mihitsy hatrizay, fa ny fihinanana no lehibe indridnra
io dircab io ve tsy ilay ancien dg de bianco moa ?
ilay nisy nataon’i Elman hoe le dg a planqué les filles pour eviter les gros obsedés moa izy iny ve? tsy izy io, Jean Luois moa ny anaran’iny izay
hein ? j’ai dis quoi moi ?
une fois, des representant du SMM ou une autre entité de la Justice a rendu viste au dg du bianco, en la personne de Jean louis Andriamifidy, et sur une des photos, il y avait des jeunes (et jolies femmes, il y en avait en robe bleue ciel avec le foulard qui va avec)et lors de la rencontre avec le dg, les filles ont disparu sur les photo et Elman a écrit »le Jean Louis a planque les fille pour eviter les gros pervers! » quelque chose comme ça
mon dieu, j’ai aucun souvenir de ça lol
je ne sais pas comment trouver la chronique (l’informatique et moi, cela fait 2)
tsy haiko indray izany notenein’i elman izany fa ie, jean louis marina ny anarany ! fa miasa ao @ ceni koa manko izy iny, ary mitovy be ny feony sy io dircab io izany, ny tarehy koa mitovitovy
Ah bah c’est effectivement le sieur Jean Louis Andriamifidy, j’avais pas reconnu lol
avant d’être dircab, il était déjà dircomm.
tsy nampoiziko, c’est décevant. et dire qu’il devrait être neutre et indépendant, et au bianco et à la ceni …
Koa tsy hi DIRandoza daholo izay alehany veraha izany?
tamin’izy nanao fianianana teny Anosy dia hoy ny rehetra hoe olona mahitsy, tsy mivadika, anisany mbola mitazona ny toertran’ny mpiasampanjakana taloha! hay tsy izy ny zavanisy fa nanao vavabe hoe hitory ilay nitorabato ny bianco kanjo inona ny teo? tena mandiso fanantenana mihitsy e, ary izay vao mazava hoe nahoana ny raharaha rehetra nalefa teny no very anjavony toy ny etotry ny mpanihika
koa efa hoe le pouvoir monte à la tête dans ce pays hoa
Il y a un DirCab à la Ceni ?
Il y en a 1 aussi à la gestion des ordures ménagères de Tana ?
Ato misy anarana raha mitady https://www.ceni-madagascar.mg/wp-content/uploads/2020/11/pv-arretage.pdf
Ity zany ra tenenina taraina amin’ny HCC dia mety hiteny zareo hoe « mitombina fa tsy azo raisina » 😛
ampiany hoe »ianao mitory dia tsy mpifidy voasoratra anarana ao amin’io toerana io, sy ny hoe olompirenena manajo feno hanao fampielezankevitra io rangahy io » sacré braconnier