Fa ny tena ‘terrassé” hitako aloha dia ireo tambanivohitra rava tanimbary sy tanimboly. Tena rava fananana anefa tsy mbola nisitraka ny fanonerana avy amin’ny fanjakana akory.
ka tsy misy vola ny fanjakana dia mipitrapitra fotsiny ireo simba fanana e! tsy mety afaka ato antsiko ireo tanimbary vao avy noketsaina avy dia nototofana fahatany! izay vao nisy tao anatin’ny 65 taona iznay hoe entina miakatra aty Antananarivo aloha ny fiasana miainga any Toamasina! sa dia izya tokoa nyhoe biby mitourna ka ny lohany ihany no vodiny?
ça doit pas être pratique pour respirer ça .. pour réfléchir on en parle même pas.
Rafangy
1 année il y a
alefa tsy ankiato ao amin’ny fb mihitsy koa ilay hoe efa vita “hono” ny 65% ny rn13-tsy hanao politika intsony aho raha tsy vita io-Fort-Dauphin -Ambovombve, satria izay no atao hoe rn13 amin’i nouzalon
Fort Dauphin -Ambovombe izany ve tsy mitovy halava amin’ny Tana Antsirabe na Tana -Ambositra raha lava indrindra e?Sa firy km?Il mandalo Betroka anie no tena henjana amin’ilay RN13 fa tsy iny portion Kely iny e
Sauf que d’ici à ce qu’ils aient recouverts les terrassements, ils auront disparu après le 1er cyclone qui ne manquera pas de passer par là. Dans 30 ans on en parle encore de cette autoroute…
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Fa ny tena ‘terrassé” hitako aloha dia ireo tambanivohitra rava tanimbary sy tanimboly. Tena rava fananana anefa tsy mbola nisitraka ny fanonerana avy amin’ny fanjakana akory.
ka tsy misy vola ny fanjakana dia mipitrapitra fotsiny ireo simba fanana e! tsy mety afaka ato antsiko ireo tanimbary vao avy noketsaina avy dia nototofana fahatany! izay vao nisy tao anatin’ny 65 taona iznay hoe entina miakatra aty Antananarivo aloha ny fiasana miainga any Toamasina! sa dia izya tokoa nyhoe biby mitourna ka ny lohany ihany no vodiny?
ça doit pas être pratique pour respirer ça .. pour réfléchir on en parle même pas.
alefa tsy ankiato ao amin’ny fb mihitsy koa ilay hoe efa vita “hono” ny 65% ny rn13-tsy hanao politika intsony aho raha tsy vita io-Fort-Dauphin -Ambovombve, satria izay no atao hoe rn13 amin’i nouzalon
Fort Dauphin -Ambovombe izany ve tsy mitovy halava amin’ny Tana Antsirabe na Tana -Ambositra raha lava indrindra e?Sa firy km?Il mandalo Betroka anie no tena henjana amin’ilay RN13 fa tsy iny portion Kely iny e
108 kms selon Google Maps