Ouiii ?
Oui je note qu’à ce jour, le courrier de non homologation de la CAF n’a toujours pas été diffusé 🤣
Si l’homologation avait été acceptée, ça se serait bousculé au portillon pour publier cette acceptation.
Mais là comme ça s’est fait botté le c*l, du coup hop, on a bien planqué le courrier. Et on n’a même pas fait d’annonce officielle pour prendre acte de ce refus.
La victoire a cent pères hein ? Et la défaite toujours orpheline ?
Soson-kevitra :
– Raha ny atsasaky ny olona tokony ho tafiditra ao ihany no atao zakan’io kianja io (20 000 toerana sisa raha 40 200 no fantatra). Izany hoe ahena arak’izay tokoa ny isan’ny seza eny am gradin fa tsy hanao fita-bitro eo indray.
– Ampiana ny làlana manitsy amin’ny vavahady : 1 kianjan’ny kanto, 2 eo palais des sports, 1 manoloana ny st joseph, 1 manitsy ireo terrain basket manakaiky ny tsena. Ankoatry ny efa eo moa zany.
– Miakatra ny vidim-pidirana am zay ary tsy voatery isisika ao daholo fa mijery TV izay tsy tafiditra.
– Vakio ny rindrina raha izay no hampahalalaka ny vestiaire.
– Ny olan’io kianja (pelouse) io koa dia ny famoahan-drano. Doborano foana io vao misy orana. Tsy ao anaty ny fitakian’ny Caf izany fa mba saino ihany.
.
Tsy olana io na amin’ny propagandy manaraka indray vao vita fa aza mandrebireby saimbahoaka fa ho entinareo mandrakizay ny latsan’ny 77M non homologué. Nareo no nanao an’io, anjaranareo no manarina ny diso. Ragerard zany dia mbola manitsy ny Caf ihany. Fa nga ny norme ISO reny azo iadina varotra.
lol