Resy teo amin’ny fako lery. Ny olona manatri-maso koa resin’ny fiainana. Le ry moa izany raha nolazaina hoe mba ajanony ity mandeha mafy ambony moto ity dia ho hisan’ireo hilaza fa io no mba fialamboliny. Ah il est loin notre époque mitaingy-tamboho mitendry gitara dia mandalo tampoka i Dama
Rafangy
1 année il y a
miala kely ny tatezana dia notapahandry zalahy tamin’ny tronconneuse ilay glissiere de securite dia noloarany ny fako (aty amin’ny ankavanan’ny sary) dia nattaony teo amin’ilay sisindalana, dia avy eo nasiany tapabiriky eo amboniny, tsy azoko mihitsy ny tian’ilay nampanao azy hahatongavana, fa fiarabe vaovao be no nanao izany