Effectivement, on a envie de dire aujourd’hui : « toussa pour ça » ?
Toussa pour avoir cette incroyable vie de m**** 16 ans plus tard ?
Toussa pour terminer misérablement sans eau ni électricité ?
Toussa pour avoir du riz à 4000 ar le kilo ?
Et toussa pour être gouvernés avec les pieds ?
Otrany nihido kizo tenisany aaan 🤣 Et la manenganina party est loin d’être terminée, bien au contraire.
Nihinan’ny
IEMtsy fihinany daholo e. Ny tena loza dia mbola betsaka ny mahita fa mety izao satria misy mizara vola sy vary maimaimpoana nefa tsy mila miasa. Tsy fantany akory hoe ilay manambola sy mahavidy vary no tena tanjona.Je me souviens de cette journée. Le matin passé à Antanimena avec un pote de Zain. L’après-midi du côté Andrefan’Ambohijanahary avec des potes de l’aéroport. Puis la traversée d’Analakely dans un atmosphère très irréel et un appel à la maison pour venir me récupérer illico presto en voiture à Antanimena quand j’ai vu le déploiement des FDO. Le lendemain je suis allé voir du côté de la morgue, je n’ai jamais vu un truc pareil. 40 ou 50, on ne savait plus qui était qui. La condition humaine dans toute sa laideur
Comme il dit Cicéron : A qui profite le crime?
à celui qui ce jour là s’est barré ?
izaho oa isaky ny 7 février, depuis 2009, dia manontany foana hoe : iza no efa nahita ny pm de la rue nanana birao tao ambohitsirohitra tao, anton’ilay niakarana teny, na dia hoe 1 segondra fotsiny aza ?
fa mbola tsy nisy nahavaly ahy hatr@ izao na 1 aza. na ilay pm de la rue aza tsy nahita valiny …
ny tadidiko fotsiny, afaka andro vitsivitsy après an’io daty io, ny fidiran’ny brdm tao, dia avy eo ilay teny majika hoe : »vous pouvez m’appeler président maintenant », sady nisonanika tsara teo ambony seza ilay niteny
PS : ary efa mba nisy nahita plainte contre les cerveaux du black monday koa ve ?
ny tena naparitaka teny amin’ny 13 mey dia ny hoe handroba indray ny lapa sy ny banky foibe dia nanaraka ireo kamo be tenda tolorampotsiny, nisy olona avy any Arivonimamo, niakatra niaraka tamin’ny fitaovana toy ny barre pinces, tandramokotra sns sady niteny ny manodidina hoe hahazo volabe rahariva, kanjo ny harivan’ny alahady, faty mihosondra no niverina,
satria nomena ny kaomina ny lapa dia avy ny v hoe antsika io ka hapetratsika ao ny pm antsika, izay vao avy notendrena teo fa tsy fantany akory aza ny fisiany teny amin’ny kianja, ity pm ity moa dia mandositra fitsarana dia izay no nilatsahany ho fidiana filoha ny taona 2006
Izaho indray isaky ny mahita an-dry zareo miverina eny rehefa 7 février dia mahatsiaro ny tenim-bazaha hoe ‘le meurtrier revient toujours sur le lieu du crime’. Variana mihitsy aho amin’ilay comédie lalaovina eny sy ny fiheverana an’izao tontolo izao ho dondrona sy kentrina.
Av7 no nafarana AVC..esar no tonga ve?
ary noheveriko hoe ave Cesar, morutiri te salutant
nalaina daholo ny isan’ny maty teny amin’ny boriboritany rehetra sy ny tao amin’ny hjra mba hampitomboina ny isan’ny maty, ary ilay mpaka sarin’ny rta voatifitra teo amin’ny tendany satria nitodika nijery ny avy aty aoriana aty amin’ny ministeran’ny fitatanambola izany, tifitra tena akaiky-a bout pourtant- dia rehefa lavo izy dia nisy naka ilay camera , mbola manana sary ny vavabasy mivoaka ny biraon’ny ministeran’ny fitatanambola sy ny tahirimbola ny lgdi, nopitsihana ireo biroa ireo dia nalainy daholo ny zavatsoa tany anaty vata sarihina, dia satria moa nisy ny nifoka ilay zavatra dia nangereny teo ambony birao sasany,
inty raharaha ity indray dia tsy hoe manjavozavo tahaka ny 11 febroary 1975 fa mazava be, fantatra ny bala sy ny basy nampiasaina, ny olona nampiasa azy
J’essaie de visualiser la scène
Tantara tena marina io tantarain’i Rafangy io ka,nisy fianakaviako akaiky be niasa tao amin’io ministeran’ny vola Antaninarenina io nilaza izany tay ambony biraony izany.Iza no tafiditra tao,ny foza ve sa ny garde présidentielle sa mersenera sud africain sa Iza ,fa feno tay sy amany ny birao rehetra
Ça me rappelle un gardien que j’avais éjecté : ce crétin avait « repeint » bien comme il faut son logement avant de partir. Loham-boto marina lol
Ka mety poritra ry zalahy izay ka ny ao mantsy mihidy lakile ny WC. Dia ny chef no mitazona io lakile io.
Raha garde presidentielle no poritra mety nadeha tao palais izy.
Elementaire
le coupable revient toujours sur la scène de crime. ces fanatiques d’orange n’ont aucune dignité, le DJ il s’est enfui au moment le plus décisif, au moins il aurait pu rester a l’écart et non s’enfuir comme un couard. Ce n’est que maintenant qu’il se prend pour un meneur avec ses larmes de crocodile