Rien n’empêche Ra8 d’y aller avec ses partisans et membres, et devant le premier barrage, ils respectent les consignes, à moins que « complet gris » ne soit à côté pour créer un mouvement de foule.
@zagasy, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona e! Sans la maîtrise la puissance n’est rien. Hizesta @ R4 hoe asiana S ity dia lasa RS4, rehefa tsy voafehy dia midofitra foana e.
Puis tu finis dans la benne d’une NP300 verte. Non merci
Rakotoson
7 années il y a
Be ny resaka efa natao momban’ io fahatsiarovana io ( 15 taona ny a’ ny TIM ) .Ny an ‘i HVM kosa ( 3 taona ) . Voambahoaka no nafafin’ ny HVM tany Tulear .Tsy nahatsiaro ry zareo fa be ny olona tsy ho faly amin’ izany @ ireo matin’ ny kere any Atsimo any
Raha nahare an’ i Gilbert Raharijatovo, mpanao gazety TVM taloha nanjary mpanao politique havolenta ( indépendant ) aho dia tsapako fa io loko io dia fomba mahazatra an-dry zareo hamadiana palitao moramora .Gilbert Raharijatovo dia mamely fatratra ny TIM @ io lanona hatao eny Mahamasina io . Hoy ny ao an-tsainy hoe » Rolly Mercia ,aza , lasa minisitry ny Sera indroa – TGV/HVM) aleho , hoy aho kosa amin’ izay indray ny toerana .Maharikoriko ny niaina azy tamin’ ny TV an’ ny HVM iray !!!
Toa manana endrika didy jadona ilay mpitandro ny filaminana midina eny @ fokontany an. toa lasa fampitahorana ny olona ilay fihetsika, fomba fanaon’ny firenena anjakan’ny didy jadona izany. Raha ny tokony ho izy ve tsy fampiharana ny lalàna fotsiny no atao raha misy mihoa-pefy fa tsy ny fahalalahan’ny olona no donainanao hatrany an-davatranony ? Koa maninona ary raha mitety fokontany ny miaramila sy zandary dia milaza amin’olona hoe « aza mangalatra fa samborinay an »….Atahorana mafy mafy ianao Ravalo. Mipararetra mihitsy ry lerony
no name
7 années il y a
c’est peut-être hors sujet mais j’aime bien la photo 😀
07/07/2017 – 09:35 : Nanamafy androany ny Depiote Guy Rivo Randrianarisoa raha nivahiny tao amin’ny Top Radio izy fa ao amin’ny kianjaben’i Mahamasina no atao ny fankalazana ny faha-15 taonan’ny antoko Tiako I Madagasikara.SOURCE tIA TANINDRAZANA
Dj Super Marco Zumba AAA : future révélation du Prix Découvertes RFI 2018 ?
rafangy
7 années il y a
je viens d’entendre à la radio à l’instant que le tim a obtenu gain de cause auprès du tribunal administratif concernant la célébration du XVème anniversaire, donc il y aura zumba demain, Elman venez pour la galerie à la sauce actutana!
zagasy
7 années il y a
07/07/2017 – 14:00 : Fanamarihana ny faha-15 taonan’ny Antoko TIM _Vaovao farany: Nandresy tamin’ny Tribonaly hiadiana amin’ny fanjakana na ny « Tribunal administratif » ny TIM. Miatona tsy manankery ny didim-pitondranan’ny Prefektioran’Antananarivo. Izay ny vaovao farany mikasika ny fihetsiketsehana kasainy ny antoko TIM ho hankalazaina rahampitso. Milaza mbola hampiakatra ny raharaha ny avy eo anivon’ny prefektioran’Antananarivo.source Tia tanindrazana
Magass
7 années il y a
Il ne peut pas en être autrement. Le TIM a bien raison d’insister . Si l’autorisation n’a pas été acceptée dès le départ, je comprendraiqu’il faille trouver une lieu, une autre date sinon il n’y a aucune excuse valable. Quant aux perturbateurs supposés, les forces de l’odre n’ont qu’à utiliser leur savoir faire pour les surveiller. A quoi servent-ils autrement ?Je dirai même que le fait d’avoir décroché les affiches en pleine nuit est une marque de mauvaise foi. Maintenant à tout un chacun des TIM de se méfier même de son ombre, le pouvoir et ses accolytes ne cèdent pas facilement sans avoir projeté autres chose
Coco dans L’impunité de ceux qui ont péché: “Vivre pépère sans avoir à se demander à tout moment si demain ne serait pas ce maudit 100ème jour.Comme j’ai…” 08/02/2025 à 06:18
patriot dans 7 février 2009: “le coupable revient toujours sur la scène de crime. ces fanatiques d’orange n’ont aucune dignité, le DJ il s’est enfui…” 07/02/2025 à 20:01
Raglady dans Samy manana n’y TGV any marina: “samy manana TGV https://www.youtube.com/watch?v=04_sw7owW5U” 07/02/2025 à 18:46
Raglady dans 7 février 2009: “Ka mety poritra ry zalahy izay ka ny ao mantsy mihidy lakile ny WC. Dia ny chef no mitazona io…” 07/02/2025 à 18:22
elman dans 7 février 2009: “Ça me rappelle un gardien que j’avais éjecté : ce crétin avait « repeint » bien comme il faut son logement avant…” 07/02/2025 à 16:35
babakaty dans 7 février 2009: “Tantara tena marina io tantarain’i Rafangy io ka,nisy fianakaviako akaiky be niasa tao amin’io ministeran’ny vola Antaninarenina io nilaza izany…” 07/02/2025 à 16:08
Rakoto dans 7 février 2009: “Izaho indray isaky ny mahita an-dry zareo miverina eny rehefa 7 février dia mahatsiaro ny tenim-bazaha hoe ‘le meurtrier revient…” 07/02/2025 à 15:59
elman dans 7 février 2009: “dia satria moa nisy ny nifoka ilay zavatra dia nangereny teo ambony birao, J’essaie de visualiser la scène” 07/02/2025 à 15:47
Rafangy dans 7 février 2009: “nalaina daholo ny isan’ny maty teny amin’ny boriboritany rehetra sy ny tao amin’ny hjra mba hampitomboina ny isan’ny maty, ary…” 07/02/2025 à 15:40
Rafangy dans 7 février 2009: “ny tena naparitaka teny amin’ny 13 mey dia ny hoe handroba indray ny lapa sy ny banky foibe dia nanaraka…” 07/02/2025 à 15:34
RMC dans 7 février 2009: “izaho oa isaky ny 7 février, depuis 2009, dia manontany foana hoe : iza no efa nahita ny pm de…” 07/02/2025 à 14:39
zombie zumba jakob ?
Rien n’empêche Ra8 d’y aller avec ses partisans et membres, et devant le premier barrage, ils respectent les consignes, à moins que « complet gris » ne soit à côté pour créer un mouvement de foule.
Tsy aleo ve miova lasy fa sao ataon’ny razanandrongobe ampihimamba eo e!
@Rainintsara, efa lasy mlay be io ko hiova ahoana ? Zay miova fitàna lanin’ny mamba ô
@zagasy, fa ny mahery tsy maody tsy ela velona e! Sans la maîtrise la puissance n’est rien. Hizesta @ R4 hoe asiana S ity dia lasa RS4, rehefa tsy voafehy dia midofitra foana e.
@Rainintsara, pirelli, c’est toi?
@Rafangy, oadray ça date comme pub! Ça nous rajeunit pas.
Connaissant Ra8, je crains le pire. Enfin ce qu’il cherche ce pouvoir!
Enga anie mba ho diso ny eritreritro.
Comment tu fais Mr l’Admin, il n’y a que ton site qui marche aujourd’hui, ils l’ont bloqué les autres:
https://www.mada-buzz.net/
http://www.midi-madagasikara.mg/
…
on fait le zumba dans les rues de Tanà? avec un Sono dans un camion qui se déplace?
@carole, marina
@zagasy,
Puis tu finis dans la benne d’une NP300 verte. Non merci
Be ny resaka efa natao momban’ io fahatsiarovana io ( 15 taona ny a’ ny TIM ) .Ny an ‘i HVM kosa ( 3 taona ) . Voambahoaka no nafafin’ ny HVM tany Tulear .Tsy nahatsiaro ry zareo fa be ny olona tsy ho faly amin’ izany @ ireo matin’ ny kere any Atsimo any
Raha nahare an’ i Gilbert Raharijatovo, mpanao gazety TVM taloha nanjary mpanao politique havolenta ( indépendant ) aho dia tsapako fa io loko io dia fomba mahazatra an-dry zareo hamadiana palitao moramora .Gilbert Raharijatovo dia mamely fatratra ny TIM @ io lanona hatao eny Mahamasina io . Hoy ny ao an-tsainy hoe » Rolly Mercia ,aza , lasa minisitry ny Sera indroa – TGV/HVM) aleho , hoy aho kosa amin’ izay indray ny toerana .Maharikoriko ny niaina azy tamin’ ny TV an’ ny HVM iray !!!
@Rakotoson, mba nahavariana ahy ny fomba fijerin’ilay laholo iny nefa olona manana capacité d’analyse tsara ihany , vola tokoa no maha rangahy
@zagasy,
Les circuits d’analyses passent d’abord dans les poches, puis le ventre (des fois le penis ou le vagin) avant d’aller au cerveau…
Voyez onitiana pour qui tout devient rose au pays, alors qu’avant, rien n’allait selon son emission du zoma
@arivony, tsy cartésienne marina ny gasy 😉
Toa manana endrika didy jadona ilay mpitandro ny filaminana midina eny @ fokontany an. toa lasa fampitahorana ny olona ilay fihetsika, fomba fanaon’ny firenena anjakan’ny didy jadona izany. Raha ny tokony ho izy ve tsy fampiharana ny lalàna fotsiny no atao raha misy mihoa-pefy fa tsy ny fahalalahan’ny olona no donainanao hatrany an-davatranony ? Koa maninona ary raha mitety fokontany ny miaramila sy zandary dia milaza amin’olona hoe « aza mangalatra fa samborinay an »….Atahorana mafy mafy ianao Ravalo. Mipararetra mihitsy ry lerony
c’est peut-être hors sujet mais j’aime bien la photo 😀
JR Ewing
@arivony,
+1
mdrrrrr