Rien de neuf, c’est calme, pas de « Considérant que« , pas de décision pour le moment, malgré un énième sit-in des députés du changement ce matin devant la HCC.
Je pense que les membres de la HCC ont raison de prendre leur temps et de délibérer en toute sérénité.
La pression de la rue n’a jamais été bonne conseillère.
Sarotra ny fandidiana ho an-dry zareo! Handroso maty renibe, hihemotra maty raibe!
Fa hoy aho hoe: ‘Te-hanao aminy eo!’
Rehefa tena enjana dia afaka manao démission koa ry zareo!
Mamikitra be fa tsy te-hiala izany satria nahazo toky t@ ireny hoe mpanelanelana sy mpandamin-dresaka avy any ivelany ireny e! Moa ramatoa sy ny mpanolotsaina ary ny manodidina koa moa mbola manao fara-doboka @ fanangonana izay mety mbola ho angonina, sitran’ny ahay, raha voatery tsy maintsy miala ihany!
par contre côté Soarano-Tsiazotafo ce jour vers 16.00, un Old Trade Center s’est écroulé. policiers et pompiers sont ensevelis en tentant de sauver des civils.toute proportion gardée entre NY et Tana.
c terrifiant ça! et entrer dans ces grands magasins chinois doonnent la clostrophobie, et quand il y a délestazy c pire!
Il paraît que le régime HVM s’empresse de monter la HCJ.
Tsara fa tara! Naninona no tsy natao t@ fotoana tokony ho nanaovana azy fa nony may Ambondrona vao mikoropaka ohatr’izao! Hita mihitsy fa tsy natao hitondra fa ny hameno paosy sy hizesta no tena niakarana teo! Ny tena tsisy loha dia ireo miseho azy ho conseillers! Misy anefa hoe conseiller juridique tao, saingy tsy hay hoe taiza no namita fianarana fa mamahan-dalitra no betsaka!
Inona no ho mety zava-mitranga raha tafatsangany ao anaty ahamehana tokoa io HCJ io ? Sady toa hanao lanonambe ry zareo eny Antsonjombe ?
Io ilay « équilibre » tadiavin’ny HCC nolazaiko sy nohahiko. Hilaza @ izay izao ny HCC fa nohon’ny antony tsy azo hanoharana dia : hotazonina @ toerany ihany i Rajao …..
« l’intérêt supérieur de la nation » ve ?
ny mpitsara dia mitsara araka ny situation tamin’ny fotoana nametrahana fitoriana. le reste est aléas.
Du coup la requête a été déposée quand? Le 21 avril? La HCC n’est-elle pas déjà hors délais, donc hors-la-loi?
25 avril