Il a été démontré il y a quelques semaines que le fameux permis biometrique malgache n’avait juste de biometrique que le nom et que c’était juste un bout de plastique sans aucune biometrie dedans.
Depuis, c’est un silence assourdissant du côté des autorités en charge.
Le souci est que la dernière directive en date sur le sujet, datée de décembre 2017, stipule que la date de fin pour changer son permis en biometrique est le 30 juin 2018, dans quelques jours donc.
Donc on a jusqu’au 30 juin pour changer son permis en un faux permis biometrique ?
Qui s’est sucré sur cette combine?
Une chauve-souris passa, les ailes gorgées de fientes 🙂
Le con d’or de bolivie passa ? 🙂
la bolivienne ne passa pas 🙂
Gérard, c’est toi?
2 candidats à la présidentielle alors ?
Dia manaiky daholo fotsiny e, satria efa tsy misy te hihetsika fa samy sahirana ny mitady ny hohanina androany 🙂
Miandry anao hitarika ny tolona e!
Allez, tous sur le 13 mai samedi : « Tsy mila permis biométrique »
Haka ny vol ce soir zany i elman ? 🙂
Otrany tsy possible an : j’ai compté on a 13 rendez-vous médicaux d’ici la mi-août 🙂
Encouragé-o daholo ny havana sy namana tsy tapaka rehetra ho any zany. Dia mahavità soa @ zay atao rehetra any oh!
ataovy izay mahasalama ny tena aloha. i Dago tsy maty hatr’izay tsy ho faty akory.
Plus: avereno ny volanay!
zay efa lasa dia adinoy raha mbola eto mada oh! 🙂
nofokena antanatsaka! izaho dia tena mihomehy an’ireo nazoto nilhatra hatraty Anosy ny halavan’ny filaharana, dia aoka fotsiny moa ireo nanao risoriso
ngaha? 🙂
Date fatidique du 30 juin : dilemme cornélien.
Tu changes ton permis, tu auras un faux ; tu ne changes pas, tu es hors-la-loi.
Du style « face, tu perds, pile, je gagne ».
Les embrouilles bien gasy gasy
Za efa nahavita passation (sy efa voky) an! Adressez vous à Christian
Mitovy tamin’ny fandraràna ny sachet plastique ihany io. Navoaka ny lalàna nefa hay hevitra hampiakarana ny vidiny fotsiny ilay izy. Ny sachet eo foana ihany fa ilay novidiana 200Ar niakatra 500Ar. Ireo mpandraharaha mpanafatra sy mpanamboatra manohy ny asany ihany.Permis biométrique: iza indray no olona ambony tao ambadika?
Diso: lasa nihamatevina ny sachet voaovao: vao maika loza ho an’ny tontolo ihainana.
Itony ny atao hoe soloky be vata, saingy aty amin’ny tany tsy misy bedy moa dia ny « fifidianana eken’ny rehetra » no maha maika, ny tsy fahandriampahalemana, ny fahantrana, ny habadoana, ny fahasalaman’ny mponina atao an-jorom-bala.
Raha tany an-kafa io efa nanetry tena nametra-pialana ny tompon’andraikitra isan-tsokajiny, mety ho tonga hatrany amin’ny praiministra mihitsy saingy Antsakabary aza moa lasa « faits divers »
Ce 1er juillet, les policiers vont donc se faire plein de sous sous cette fameuse date butoir ? Comme vous le dîtes c’est le silence total
La société qui a confectionné ce faux permis biométrique est la société Cetis, dont le gérant est un présidentiable.