Izay rehetra miorina eo ambonin’ny tany dia an’ny tompony daholo.
Michel
8 années il y a
3ppp ou Projet Presidentiel, rehefa pertenaire Public Privé sy Projet presidentiel izay dia halatra hataon’i Fanjakana sy Karana ary Frantsay !!
jero ny Jovena Ambohimanambola
efa namaky ihany fa efa raikitra ao an-tsaina hoe le vakiana no voasoratra , nga tsy misy hoe “modifier” le commentaire ry elman, mahamenatra be ilay miteniteny foana
elman dans Ranohira, février 2020: “comment ça combien de diplômés ?” 25/06/2026 à 10:48
zafimbaza dans Ranohira, février 2020: “Combien de diplômés ? Je vous signale que le colonel a baissé le budget de l’enseignement à Mada et augmenté…” 25/06/2026 à 10:13
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “moi, aussi, j’ai toujours en tete ce que vous ecrivez, mais une question, une seule n’a pas de reponse: comment…” 24/06/2026 à 12:07
Rafangy dans Que demande la population au quotidien ?: “curieux, mais les 3 premiers piliers ont deja existe avant 1975, pour le 4ème, je ne peux pas me prononcer…” 24/06/2026 à 11:57
mpijery dans Que demande la population au quotidien ?: “Il manque un cadre strict sur ce qu’on veut vraiment mais que les “hetahetam-bahoaka” ne vont pas nécessairement remonter Indépendance…” 24/06/2026 à 11:13
digue andohatapenaka, eo am tanin’ny dadanay
nangalarin ireo :/
fa hadinon’ireo mpalatany ireo foana hoe nanorenan’i dada trano, cité n’i dada ny fiantsondry zareo mponiona azy, anie ny olonanipetraka teny e
Izay rehetra miorina eo ambonin’ny tany dia an’ny tompony daholo.
3ppp ou Projet Presidentiel, rehefa pertenaire Public Privé sy Projet presidentiel izay dia halatra hataon’i Fanjakana sy Karana ary Frantsay !!
jero ny Jovena Ambohimanambola
ka zavatra iray ihany ange ireo projet ireo, samy gare rouière + station service fa ny pétrolier foriny no samy hafa, mba zarazaraina e
gare routière + station service, azafady no tiako nosoratana
Maika loatra ramatoa manoratra dia tsy voahitsiny ilay “foriny”…..
Fa tokony hoe fotsiny
# dia tsy voahitsiny ilay “foriny”
Koa tsy manahirana be raha mibiloka io zavatra io ? 🙂
efa namaky ihany fa efa raikitra ao an-tsaina hoe le vakiana no voasoratra , nga tsy misy hoe “modifier” le commentaire ry elman, mahamenatra be ilay miteniteny foana
misy fa tsy maintsy enregistré sy connecté vao mipoatra ilay bouton “Editer” 🙂
mi s’enregistrer @ site ve sa oe ahoana ? connecté sur internet sa @ inona ?
IE, enregistré @ site ô
oulala, azafady ô, misaotra t@ le remarque
# fa ny pétrolier foriny
euh oui ?
aza alefa lavitra ny fisainana Elman a. Tapaka ny tsinaiko fa tsy hitako ny hidiran’ny pétrolier @ izany.
ie. Aleo tsy miditra .. euh lalina lotra.
K’efa hoe zarazarainy hono.
hihihi, diso be ilay soratra e