Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao hitan’olona hoe zany zahay rehefa tena manao, manao tsara sady miaro ny mpiasa. Mangina daholo tenisany ao am actutana ao.
– Tokony miasa aloha ny pelle à long bras vao miasa ny olona na hajaina ny elanelana amin’io pelle io mba tsy hitera-doza. Tsy anadahin-drenin lisany akory ny conducteurn’io engin io.
– Ranomaloto io rey olona a. Asaivo manao bottes, gants, sarontava…ny mpiasa eo.
– Asa na ampy taona daholo reo olona reo fa misy kely vatana. Voarara ny mampiasa zaza tsy ampy taona.
– Ary farany esory ny mpivarotra manodidina an’io farihy io fa tsy io no amoronana fiarahamonina bôrdelika isaky ny alakamisy zao.
– Izahay tompoko dia hijery raha mbola hitohy izao asa izao fa tsy atao vonjitavambazaha fotsiny. Dia apetraho eny amin’ny sary eny foana ny “LOGO” nareo ahitanay tsara ny avendrananareo.
Vazaha Be dans Oui mais les Malaisiens ne sont pas africains: “Intéressant cet article Effectivement le “c’est la France qui nous ont divisé” ne suffira pas à poser le bon diagnostique…” 29/01/2026 à 12:58
Rakoto dans Vous en avez pas marre du numérique ?: “A ce propos, ces derniers temps vous avez beaucoup utilisé l’ia pour créer vos vignettes (comme tout le monde). Eh…” 29/01/2026 à 12:33
Jaja dans Malgache, compétent et intègre: “Et il n’y a pas de sécurité de l’emploi, à la moindre bourde c’est abrogation directe. Normal que les mêmes…” 29/01/2026 à 06:24
Coco dans Vous en avez pas marre du numérique ?: “et un beau jour, vous vous apercevrez, un peu tard, que… …un robot a piqué votre femme ou mari !…” 29/01/2026 à 05:06
mpijery dans Après le Groenland, l’île de Chypre ?: “Mila matanjaka ara-toekarena farafaharatsiny vao manana hirika hakàna an’ireo, mila mahafehy ny sisintanintsika ihany koa, izany hoe tsy mbola ho…” 27/01/2026 à 20:25
Rahandy dans Après le Groenland, l’île de Chypre ?: “Les Mauriciens ont fait une déclaration sur l’île de Chagos semaine dernière. Apparemment il veut annexer ce qu’il peut” 26/01/2026 à 10:08
Nifin'Akoho dans Après le Groenland, l’île de Chypre ?: “Samy manao izay tiany eto fa i Trump no lazaina fa adala aloha hatreto. https://www.seneplus.com/article/madagascar-la-debacle-francaise” 26/01/2026 à 04:32
MasyLau dans Après le Groenland, l’île de Chypre ?: “Tandremo fa manome hevitra an’ireo te hangalatra ny fananantsika ianao . Ny tsara atao sy tena maika dia tokony hanakaiky…” 25/01/2026 à 12:34
elman dans Malgache, compétent et intègre: “Excellent commentaire. Effectivement j’ai vu par exemple la fiche de paie du Pilokely man, bah ça donne pas très envie…” 24/01/2026 à 08:41
Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !
En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?
Nous sommes en temps Macronal