Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao hitan’olona hoe zany zahay rehefa tena manao, manao tsara sady miaro ny mpiasa. Mangina daholo tenisany ao am actutana ao.
– Tokony miasa aloha ny pelle à long bras vao miasa ny olona na hajaina ny elanelana amin’io pelle io mba tsy hitera-doza. Tsy anadahin-drenin lisany akory ny conducteurn’io engin io.
– Ranomaloto io rey olona a. Asaivo manao bottes, gants, sarontava…ny mpiasa eo.
– Asa na ampy taona daholo reo olona reo fa misy kely vatana. Voarara ny mampiasa zaza tsy ampy taona.
– Ary farany esory ny mpivarotra manodidina an’io farihy io fa tsy io no amoronana fiarahamonina bôrdelika isaky ny alakamisy zao.
– Izahay tompoko dia hijery raha mbola hitohy izao asa izao fa tsy atao vonjitavambazaha fotsiny. Dia apetraho eny amin’ny sary eny foana ny “LOGO” nareo ahitanay tsara ny avendrananareo.
rnaivos dans Le pire qui puisse arriver à l’âge de la retraite ?: “Bravo, et bonne continuation. D’une certaine manière, effectivement, nos trajectoires se rejoignent dans cette même rupture avec le métro-boulot-dodo, même…” 05/10/2026 à 13:00
Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !
En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?
Nous sommes en temps Macronal