Ah, le virement instantané est disponible chez Paypal aussi ?

Loading

Dépêche Madagascar > Tech

Virement instantané de votre solde Paypal vers votre compte bancaire s’entend.

Et gratuitement, depuis ce 1 janvier 2025.

Les petites nouveautés sympas de 2025

Aaaah Paypal … vous savez le machin que vous pouvez ouvrir au pays endémique

… mais sur lequel vous ne pouvez toujours pas recevoir de l’argent ? 🤣

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
5 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
Tsotsy
Tsotsy
3 mois il y a

Tandremo fa hisy haba ndray ny fampidirana vola ao antanàna raha izany hoe gratuit zany io, ankoatra ny hetra ndray avy eo.
Recrutement de main-d’œuvre malgache : nouvelles procédures en vigueur à Maurice: https://defimedia.info/recrutement-de-main-doeuvre-malgache-nouvelles-procedures-en-vigueur-maurice

Izay havana ihany no alefa ve sa @ zay mahazo double ? Izay te handeha mila mametraka kely nefa ny mpitady mpiasa efa mandoa vola?
Raha validation na contrat eny @ ambassade ve tsy ampy? Ny ambassade manao vérification ny orinasa sy ny mpampiasa hoe azo antoka dia vita? Misy maurisianina makany dago mihitsy mitady mpiasa antrano, mpikaraka antitra, mpamboly (tsy ho hita ao andrenivohitra), … dia tsy maintsy hiankina @ zay agence misy any zany?
Tadidiko t@ 3 na 4 taona, nisy recrutement hoany Canada nalaza be tao Dago, fa nisy agence teto kinga dia gasy efa niasa teto no maro lasa tsikelikely (anjatony maro) sy maorisianina. Nisy koa moa ny orinasa nikatona taty vokatrin’ny covid reny. Ny tany antanàna dia efa taraiky be vao nisy nandeha, maro loatra ny taratatasy sy fila vanony ataon’ny fanjakana.
Ny gasy miasa @ usine sasany, tazomin’ny mpampiasa ny passeport sy permis de travail, zavatra tsy aradalana nefa tsisy resaka.
Ny handotra ny efa lotra ihany no tanjona.

Dernière modification le 3 mois il y a par Tsotsy
Hary
Hary
Répondre à  Tsotsy
3 mois il y a

« Ny gasy miasa @ usine sasany, tazomin’ny mpampiasa ny passeport sy permis de travail, zavatra tsy aradalana nefa tsisy resaka.
Ny handotra ny efa lotra ihany no tanjona. »
Misy ny gasy rehefa miasa any Maurice dia lasa andevon »ny Maurisianina , kanefa zareo Maurisianina rehefa tonga ao Dago dia lasa Patron .
Tokony mba dinihan’ireo politisianina ireo izany

babakaty
babakaty
Répondre à  elman
3 mois il y a

Pourtant la plupart de ces « ouvriers » patrons Mauriciens ne sont pp as plus qualifiés que les « techniciens »Andevo » gasy.C’est comme les Sri-Lankais ,Chinois et autres contremaîtres dans les usines textiles franches à Mada

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.