Virement instantané de votre solde Paypal vers votre compte bancaire s’entend.
Et gratuitement, depuis ce 1 janvier 2025.
Aaaah Paypal … vous savez le machin que vous pouvez ouvrir au pays endémique
… mais sur lequel vous ne pouvez toujours pas recevoir de l’argent ? 🤣
Tandremo fa hisy haba ndray ny fampidirana vola ao antanàna raha izany hoe gratuit zany io, ankoatra ny hetra ndray avy eo.
Recrutement de main-d’œuvre malgache : nouvelles procédures en vigueur à Maurice: https://defimedia.info/recrutement-de-main-doeuvre-malgache-nouvelles-procedures-en-vigueur-maurice
Izay havana ihany no alefa ve sa @ zay mahazo double ? Izay te handeha mila mametraka kely nefa ny mpitady mpiasa efa mandoa vola?
Raha validation na contrat eny @ ambassade ve tsy ampy? Ny ambassade manao vérification ny orinasa sy ny mpampiasa hoe azo antoka dia vita? Misy maurisianina makany dago mihitsy mitady mpiasa antrano, mpikaraka antitra, mpamboly (tsy ho hita ao andrenivohitra), … dia tsy maintsy hiankina @ zay agence misy any zany?
Tadidiko t@ 3 na 4 taona, nisy recrutement hoany Canada nalaza be tao Dago, fa nisy agence teto kinga dia gasy efa niasa teto no maro lasa tsikelikely (anjatony maro) sy maorisianina. Nisy koa moa ny orinasa nikatona taty vokatrin’ny covid reny. Ny tany antanàna dia efa taraiky be vao nisy nandeha, maro loatra ny taratatasy sy fila vanony ataon’ny fanjakana.
Ny gasy miasa @ usine sasany, tazomin’ny mpampiasa ny passeport sy permis de travail, zavatra tsy aradalana nefa tsisy resaka.
Ny handotra ny efa lotra ihany no tanjona.
« Ny gasy miasa @ usine sasany, tazomin’ny mpampiasa ny passeport sy permis de travail, zavatra tsy aradalana nefa tsisy resaka.
Ny handotra ny efa lotra ihany no tanjona. »
Misy ny gasy rehefa miasa any Maurice dia lasa andevon »ny Maurisianina , kanefa zareo Maurisianina rehefa tonga ao Dago dia lasa Patron .
Tokony mba dinihan’ireo politisianina ireo izany
ny vola no maha rangahy ve ? lol
Effectivement avec un PIB/hab de près de $12 000 pour un Mauricien vs $528 pour un endémique, on sait tout de suite qui sont les patrons et qui sont les … euh … andevo lol
Pourtant la plupart de ces « ouvriers » patrons Mauriciens ne sont pp as plus qualifiés que les « techniciens »Andevo » gasy.C’est comme les Sri-Lankais ,Chinois et autres contremaîtres dans les usines textiles franches à Mada
Il n’y a pas que les qualifications. Il y a la mentalité, le kamo be tenda, l’intégrité, l’honnêteté, la ponctualité, l’assiduité etc.