Efa nanao arendrina ny teny Tanjombato omaly hariva noho ny fahatampahanjiro lavareny.
.
Inona moa ny nametrahana ny aeroport teo akaikin’io farihy io ? Ary inona no ilaina io farihy io eo amin’ny aeroport ?
.
I Tarzan moa te hilalao voromby dia ataony ihany no ataony. Vorona azon’adala.
Andraharo koa fa tsy Tanjombato irery kah!
ianao kosa dia miangatra e! na tsy nandia fianaran be aza anie ny sasany dia mahatakajavatra , fa misy ny zanaka miaramila na dia nampianarin’ny ray amandreniny az atsy nisy niditra tao andohany, ka ahoana no hafantarany hoe misy seranapiaramandina eo akaiky eo, tsy fahatany fahatany ny nanorenan’ny tafika frantsay an’io Ivato io dia izy navadika ho seranana sivily, sahy milaza eto aho fa tsy fantany akory ilay sidina okraininina voatifitra tao Teheran indrya taona iny,
Tarzan anie ka nofosana tsara sady mampiasa saina e, fa ity mahazo vorona ity hafa mihitsy
patriot
1 année il y a
en plus qu’ils pensent qu’on a rien a faire de notre journée pour qu’on va se déplacer la bas puis rentrer a pied la nuit, bredouille, avec le délestage qui nous attend a la maison
Sam dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Et elle n’a même pas proposer la cabine de peinture gonflable ? https://www.leroymerlin.fr/produits/cabine-vevor-de-peinture-gonflable-4x3x2-75-m-avec-souffleur-de-750-w-gris-75007683.html?megaBoost=&at_medium=Search%2Bengines&at_source=google&at_campaign=fiche-gratuite” 15/08/2026 à 15:24
elman dans Vendeur en boutique, un métier en voie de disparition aussi ?: “Alors mécanicien chevronné effectivement.. mais par contre peintre complètement débutant lol .. https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/20260814_1119513.jpg … et ma foi pour une première…” 14/08/2026 à 15:12
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
Efa nanao arendrina ny teny Tanjombato omaly hariva noho ny fahatampahanjiro lavareny.
.
Inona moa ny nametrahana ny aeroport teo akaikin’io farihy io ? Ary inona no ilaina io farihy io eo amin’ny aeroport ?
.
I Tarzan moa te hilalao voromby dia ataony ihany no ataony. Vorona azon’adala.
Andraharo koa fa tsy Tanjombato irery kah!
ianao kosa dia miangatra e! na tsy nandia fianaran be aza anie ny sasany dia mahatakajavatra , fa misy ny zanaka miaramila na dia nampianarin’ny ray amandreniny az atsy nisy niditra tao andohany, ka ahoana no hafantarany hoe misy seranapiaramandina eo akaiky eo, tsy fahatany fahatany ny nanorenan’ny tafika frantsay an’io Ivato io dia izy navadika ho seranana sivily, sahy milaza eto aho fa tsy fantany akory ilay sidina okraininina voatifitra tao Teheran indrya taona iny,
Tarzan anie ka nofosana tsara sady mampiasa saina e, fa ity mahazo vorona ity hafa mihitsy
en plus qu’ils pensent qu’on a rien a faire de notre journée pour qu’on va se déplacer la bas puis rentrer a pied la nuit, bredouille, avec le délestage qui nous attend a la maison
et l’insecurité qui va avec! moi je n’oublierai jamais les manifestations oranges depuis 2009 toujours suivies de vol et violences
Un petit NOTAM et ça passe !
Il s’y connaît.