Second volet des aventures de Chloé, après le parc direction cette fois la Tour Eiffel 🙂
Cliquez sur les numéros ci dessous pour passer à la page suivante
Second volet des aventures de Chloé, après le parc direction cette fois la Tour Eiffel 🙂
Cliquez sur les numéros ci dessous pour passer à la page suivante
Ampilendanlenda ny sasany ndray ianao io ry elman an ! Mahafinaritra ny tanin’ny olona , mampite hitsangantsangana foana , ahitana zavatra vaovao foana , mazotoa mitsangatsangana nareo 3 mianaka ! fahatsiarovana goavana ho an’i Chloé rehefa kelikely zao
Misaotra anareo mivady nizara
hanangana Tour Eiffel etsy Miami isiaka tompokolahy sy tompokovavy
sûr e hahahah
Ho solony Tour Eiffel tampoka eo vé ny anjely maity ao Lac Anosy ?
Je … non, rien
Bonjour mademoiselle
Alika re ny vazaha..; mahay zavatra; tsy tahaka an’ilay gasy-vazaha vendrana raika izay nanambôtra colisée hampirodana ny rova..
andraso fa mbola ho avy ny “Chloé au Puy du fou”