et la jiramaty va exploiter pour le futur ces 15 j, après, ce sera defaillance d’une turbine à Andekaleka et il faut pas moins de 21 jour pour la reparation, ou encore un pylone de la ligne haute tension s’est affaisé et il faut 10j pour le repare car difficile d’acces, etc, etc
ny mampiomehy amin’ilay filzana ataon’ny jiramaty anie dia zavatra tsy mety hitan’ny be sy ny maro foana no lazainy e: isaky ny mihetsika dia Andekaleka foana no misy voa, fa tys mety simba ny ao Mandraka sy Antelomita satria Andekaleka tsy misy ho tody any , fa ireto roa ireto hita maso eo
Rafangy dans “Il ne cache pas sa joie d’être à Nosy be”: “qu’il soit à Sahakevo, ou Maroantsetra , ou Toliara ou Nosy be ou Iavolo, c’est la même chose, il ne…” 22/05/2025 à 13:49
Iry dans Tanjombato, Andraharo : sosopourisation pro max: “Bah, oui. sur ankorondrano ils annoncent delestage 09-12h. donc pas de taf le matin? ces experts ont ils un coup…” 22/05/2025 à 12:59
Rehefa vita ny transfo dia poteau indray no simba etc …Ny mila tadidiana fotsiny dia hoe tapaka foana ny jiro fa ny antony fotsiny no ovaovaina.
là plus besoin de chercher quotidiennement un motif pour les 15 prochains jours
et la jiramaty va exploiter pour le futur ces 15 j, après, ce sera defaillance d’une turbine à Andekaleka et il faut pas moins de 21 jour pour la reparation, ou encore un pylone de la ligne haute tension s’est affaisé et il faut 10j pour le repare car difficile d’acces, etc, etc
3 mois car il y a eu une attaque massive de cerfs volants
hihihihihi!
Mandoro pneus fotsiny dia tonga dia réparé zany transfo zany e ! Allô allô Tanjombato : anareo ny fitenenana !
ny mampiomehy amin’ilay filzana ataon’ny jiramaty anie dia zavatra tsy mety hitan’ny be sy ny maro foana no lazainy e: isaky ny mihetsika dia Andekaleka foana no misy voa, fa tys mety simba ny ao Mandraka sy Antelomita satria Andekaleka tsy misy ho tody any , fa ireto roa ireto hita maso eo
Il est mort car le cœur s’est arrêté ve ?