Fa izao kosa e. Misy fepetra takiana vao afaka tafiditra ao amin’ny akamasoa enao. Izany hoe raha ny toe-tsaina gaboraka sy ny tsy tia fitsipika dia tsy ho tafiditra ao.
Ny lesona : mila fitsipika sy fifehezan-tena vao mahatafavoaka io ataon’ny mopera Pedro io.
Ny vendrana : faly mandoka ny zava-bitan’io olona io fa tsy mandray ny lesona vohizina ao akory.
Ny hafatra : efa ela mopera no nahavita tanàna vaovao niainga tamin’ny olona sahirana.
Ny tanàna tiana atao eto ho an’ny olona efa manana ihany. Inona no fampandrosoana tiana atao eto ? Ataovy praiministra io mopera io dien’ny mbola tsy manaraka an’i Papa sao izay no hampandroso an’i Gasikara.
raossy dans Botulisme ou pas botulisme: “Était-ce le cas pour tous ces décédés à l’hôpital, leur a-t-on administré rapidement ces“antitoxines”?Jiro sy rano aza tsy misy ao…” 17/06/2025 à 23:46
RMC dans Arivo lahy tsy maty indray andro: “très révoltant. quand je ne cesse de répéter qu’y a pas un pour rattraper l’autre, j’avais raison. dj en grande…” 17/06/2025 à 19:58
Raza dans Ambohimalaza : les soupçons portent sur des beignets: “Bon, faut quand même donner la recette : Prendre des crevettes fraîches Les congeler Les décongeler Les recongeler Les décongeler…” 17/06/2025 à 19:15
Raza dans Seuls les initiées connaissent: “Mettre l’enfant au sein très souvent, même si il ne sort rien est très utile. Autant pour l’enfant .que la…” 17/06/2025 à 18:13
elman dans La bataille de clochers autour du taux de croissance: “itanareo ve le ankizy be dia be comme dirait l’autre ? https://actutana.com/les-malgaches-font-trop-ngolo-ngolo-cest-trop-bon/” 17/06/2025 à 18:02
Doraadm dans Affaire Ambohimalaza : petite question à Gemini: “Non, fa samy nanao recherche daholo vao nisy io cas io, dia mba nalefa google, chatgpt sns ireo dia possible…” 17/06/2025 à 17:42
Akamasoa, faudrait revoir le jour où le Père Pedro ne sera plus là.
La voilà la salle de classe…
?version=1745162557