absolument : Tang Frères ou Grand frais, misy daholo.
.. avec du choux pour changer de la sempiternelle rougaille 🙂 et le petit tsilandimilahy en haut à gauche hihi
Raglady dans Il est charismatique ce colonel: “Taiza no mbola nisy mpiara-misaosy ka hifampisambotra na hifandedika fa mety ny anao teneno ny tompon’andraikitra aloha fa raha tsy…” 05/05/2025 à 00:37
Hena kisoa sy anandrano
misy anandrano ve any?
absolument : Tang Frères ou Grand frais, misy daholo.
.. avec du choux pour changer de la sempiternelle rougaille 🙂 et le petit tsilandimilahy en haut à gauche hihi
Manasa eee .. (ça me rappelle une vidéo du Joely)
Lidl , Intermarché misy daholo
dia avy aiza izany ireo ?
Eto France ka , misy mamboly aty
hay ! misaotra nizara
Miam miam , mazotoa omana o
maotoa e! chayote crue est aussi delicieuse et bon pour la santé
Ie
ao tsara
Nenay anamadinika sy henankisoa, fa mbola aty anaty embouteillages. Hahahaha
anisany laoka tena tiako mihitsy sady amin’izao tsy mangidy ny anamadinika!mazotoa (na dia efa tara aza e)
Za otrany tsy tia fa toa mangidingy zay izy io raha tsy diso ny fitadidiko an
Ka ilay mangidingidy iny no tena mampafilotra azy re a!
Mazotoa omana nareo zany fa tsy namana aho raha io