Resy teo amin’ny fako lery. Ny olona manatri-maso koa resin’ny fiainana. Le ry moa izany raha nolazaina hoe mba ajanony ity mandeha mafy ambony moto ity dia ho hisan’ireo hilaza fa io no mba fialamboliny. Ah il est loin notre époque mitaingy-tamboho mitendry gitara dia mandalo tampoka i Dama
Rafangy
4 mois il y a
miala kely ny tatezana dia notapahandry zalahy tamin’ny tronconneuse ilay glissiere de securite dia noloarany ny fako (aty amin’ny ankavanan’ny sary) dia nattaony teo amin’ilay sisindalana, dia avy eo nasiany tapabiriky eo amboniny, tsy azoko mihitsy ny tian’ilay nampanao azy hahatongavana, fa fiarabe vaovao be no nanao izany
Nifin'Akoho dans Tiko, vita malagasy, tsara, mahasalama: “Na ny vahoaka vizana ary mibizina maloto ihany koa. Tsy mitrongo vao homana intsony eto fa mifampinan’ny malotony. – Asa…” 29/06/2025 à 13:53
elman dans Aiza ary ny vaovao ofisialy momba iny valin’analyses ?: “en parlant de Luc https://actutana.com/wp-content/uploads/2025/06/FB_IMG_1750999993784.jpg On pensait que le gars à côté du chauffeur c’était Luc Hervé” 29/06/2025 à 10:31
Balbo dans Tiko, vita malagasy, tsara, mahasalama: “Angaha TIKO ihany e, beaucoup se souviennent d’un temps où les routes nationales étaient bien entretenues, facilitant les départs en…” 29/06/2025 à 10:06