Zay vao tena antsika ny tanana eee

Loading

Dépêche Madagascar > Politique

Lol…

Ça va, la victoire n’a pas un drôle d’arrière petit goût ?

Un triomphe sans gloire moa izy zay…

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

S’abonner
Notification pour
guest
11 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
RMC
RMC
3 mois il y a

mal élue hoy aho izay. mitovy tsisy valaka @ ilaikely : voatery tsy maintsy hanao propavandy isan’andro mba hangalana ny fon’ny vahoaka

vao nivoaka ny efitranon’ny fitsarana dia efa nibaradaka :  »tsy vitako izaho samy irery, … koa dia mivoha midanadana ny varavaran’ny cua ho antsika rehetra, ndao hiaraka hanarina an’antananarivo … »

hihihi ! adinony fa izy irrerry no rrrôle teo

Rafangy
Rafangy
Répondre à  RMC
3 mois il y a

amiko, tsy hoe mal élue fa non elue dia misandoka, ohatran’nympanagalatahaka tany ampianarana ihany e; fantany tsara fa tsy izy no nanao ilay devoir fa nadikany ny an’ny hafa

Rafangy
Rafangy
Répondre à  RMC
3 mois il y a

« …voatery tsy maintsy hanao propavandy isan’andro mba hangalana ny fon’ny vahoaka… »fony dadabe vazaha dia nampanantena izy hoe hamaha ny olan’ny ranofisotro

Rafangy
Rafangy
3 mois il y a

et ce sera son pasteur de père qui va diriger le culte?il y a des gens qui ne savent pas c’est que la honte

patriot
patriot
3 mois il y a

fifaliana ho an’ny tananan Antananarivo? tut tut tut, fifaliana ho anareo irery izany tompoko

Rafangy
Rafangy
Répondre à  patriot
3 mois il y a

mbola hivoaka koa ny lalana manasazy izay maniratsira azy atsy ho atsy

Rafangy
Rafangy
3 mois il y a

curieux que l’affiche ne soit pas de couleur orange!

carole
carole
3 mois il y a

kiii….mba tsy menatra an!

Nifin'Akoho
Nifin'Akoho
3 mois il y a

Tena za ve no tsy maharaka sa tsy teto mihitsy fa tsy mbola hitako zany fidasian’ny lapan’ny tanàna zany sa le ambenan’ny mpanenjika dahalo isan’ora eo amin’ny avenue io zany.
San tsy ry zalah ihany ve no mpilasilasy eo.
Miomana fa de ho tapaka zany ny làlana.
Otrizay zao ny mpanohitra raha nametraka olona 1 fotsiny, tsy ohatr’izao ny atmôsfere. Efa miotakotaka ny tao am ville. Manomboka ny rivotry ny fanovana.
.
Zao, andihizan’ny antampon-doha tsara. Aleo ataony ao.

Rafangy
Rafangy
Répondre à  Nifin'Akoho
3 mois il y a

ka hoe fitiavantanindrazana hono dia atao teny malagasy daholo ity rehetra ity, nefa ny maha firenena mahaleotena ny firenena iray teny frantsya daholo ny ao: etat major de l’armée de terre, chef d’etat major general des armées, gendarmerie nationale, dia avy koa amin’ity fidasiana, fitaleavana, sns, sns
« Otrizay zao ny mpanohitra raha nametraka olona 1 fotsiny, tsy ohatr’izao ny atmôsfere. Efa miotakotaka ny tao am ville. Manomboka ny rivotry ny fanovana. » ka ilay iray avy esty Soanierana iny anie tsy avy amin’ny mpanohitra fa nalefa hanakorotana vato fotsiny e, fa na tsy nanao ary io zalahy io , dia tsy mahamenatra ny biby mitourna ny mamadika ny valiny eo, ary efa fanaony ilay izy , amin’i harilala, amin’ilay zalahy avy any Vatomandry iny(breve de 10:00)

Fil info

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.