kay..hiakatra 1500ar izany ny frais taxibe, 8000 ar ny téléphérique mbola any @ kibon’ny omby. ny karaman’ny mpiasa anefa ity tsy mbola misy ny vola. Rabitro efa mifori-drambo angamba efa hitsôka ; i mamasôsy sy patsa fotsy sisa ho tratra farany ao fa tsy ampy ny toerana anaty jet privé.
i mamasôsy sy patsa fotsy sisa ho tratra farany ao fa tsy ampy ny toerana anaty jet privé
Dia maka kwassa comme tout le monde pardi
Rafangy
3 années il y a
c’est marrant, comme si ce regime ne sait pas compter: des photos de l’etat de la rn2 circule, une partie des 332millions va servir pour la rehabilitation; rn13: une autre partie va y etre utilisée, famine dans le sud, une grande partie des 332 y sera affectée, etc, etc
comme si chacun de ces travaux ne coute que 100 000ar dans l’esprit de ce regime!
Nifin'Akoho dans La Jirama vous souhaite de Joyeuses Pâques: “Aody ry miakan-drefam-baravana. Nodimandry ny ranonareo fa hitsangana izy amin’ny andro fahatelo.” 20/04/2025 à 16:56
Nifin'Akoho dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Mafinaritra ny fihetsika fa rehefa manao hoy aho dia ataovy manara-penitra lay fiteninareo lalan-dava. Tsy tenenina fotsiny io fa atao…” 20/04/2025 à 16:38
elman dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “En temps normal on dirait bien qu’on ne veut pas alors ?” 20/04/2025 à 11:50
elman dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “fihavanana eee.. soatoavina eee… marimaritra iraisana eee … lol Résultats des courses ? Tu es le pays le plus nul…” 20/04/2025 à 11:18
Coco dans Ah on nettoie Anosy aussi ?: “Au moins, c’est un geste à saluer. Toutefois, quand on veut on peut !” 20/04/2025 à 10:00
Nifin'Akoho dans Civisme : c’est bien de nettoyer le tanana… mais: “Rahoviana vao hiova ny olon-dia ? Rehefa tsy hisy intsony ny elanelam-panahy sy ny marimaritra iraisana. . Rehefa diso dia…” 20/04/2025 à 07:40
elman dans Base Toliara : Bruno nous explique: “et on en a déjà discuté ici aussi https://actutana.com/depeche/ah-finalement-il-y-a-un-peu-de-monazite-a-base-toliara/” 19/04/2025 à 18:55
Kayyyyyyy! Gasoil à 7000ar? Maty aho mama
Tsy maintsy homaro ihany ny hiverina hitondra bicyclette raha izao an!
ny ahy dia efa karakaraiko tsara mihitsy ato
kay..hiakatra 1500ar izany ny frais taxibe, 8000 ar ny téléphérique mbola any @ kibon’ny omby. ny karaman’ny mpiasa anefa ity tsy mbola misy ny vola. Rabitro efa mifori-drambo angamba efa hitsôka ; i mamasôsy sy patsa fotsy sisa ho tratra farany ao fa tsy ampy ny toerana anaty jet privé.
dia ho voadaka ohatran’ilay rangahy iray koa ve nefa efa eo ambaravaran’ny fiaramanidina? aza hitakoa tokoa anie izany
lasa ilay avion dia lery rery sisa tavela eo @ pista ve
Dia maka kwassa comme tout le monde pardi
c’est marrant, comme si ce regime ne sait pas compter: des photos de l’etat de la rn2 circule, une partie des 332millions va servir pour la rehabilitation; rn13: une autre partie va y etre utilisée, famine dans le sud, une grande partie des 332 y sera affectée, etc, etc
comme si chacun de ces travaux ne coute que 100 000ar dans l’esprit de ce regime!
Je viens de voir du SP98-E10 à .. 1,84€ sur le boulevard périphérique 😯
1,84 X 4 584 Ar = … 8 434 ar
lol
et le filoha entrain d inaugurer des conneries Manara penitra a Sambava