Ny adidy tsy an’olondratsy. Tongava mifidy

Ho anareo manana zo hifidy amin’ny Alarobia 07 novambra izao dia manentana anareo aho hanefa ny adidinareo amin’ny firenena sy ny tanindrazana. 

 Na iza na iza safidinareo dia raiso an-tanana ny fiainanareo sy ho avin’ny taranakareo amin’ny fanefana ny adidinareo sy amin’ny fandrotsahanareo ny vaton’izay olona heverinareo fa hampandroso ny firenena.

 Izaho manokana dia tsy afaka mandray anjara amin’io fifidianana io, fa kosa manohana 100% ny kandida Ravalomanana.

Izay mahafantatra ahy dia mahalala fa tsy misy tombotsoako manokana izany fanohanana izany satria tsy niaina mivantana ny fitondrany 2002-2009 aho, ary tsy mieritreritra ny hiaina ny mandat 2019-2023 ho avy koa.

 Ny mamparisika ahy aminy dia :

 – Voalohany, ny vokatra azo tsapaitanana tamin’ny vina Madagasikara Amperin’Asa MAP 2002-2008, izay nosomparana nohon’ny fanesorana azy teo amin’ny fitondrana tamin’ny fomba tsy ara-démokratika.

 –  Faharoa,  ny velirano  Manifesto 2018-2023 izay atolony ho fampandrosoana an’i Madagasikara sy ny Malagasy.

Ianareo izay mbola Misalasala mikasika ny safidinareo dia mamporisika anareo aho hifidy an’i Ravalomanana N25. 

Ho anareo izay efa manana izay  safidinareo kosa dia vitao ny adidy na iza na iza safidinareo. Ary manantena antsika rehetra hanaiky izay vokatra eo. 

Raha misy ny hosoka hitanareo dia raiso ny porofo ary ampitao @ fitsarana izany. aoka tsy ho eny andalambe intsony no hanaovana ny fitakiana, fa efa fantatra ny vokadratsiny.

 Farany, Isika dia mijanona ho mpinamana foana na inona na inona ny safiditsika tsirairay. Ny tanjontsika rehetra dia ny ahita an’i Madagasikara mandroso. Ny olona heverina sy antenaina hitarika antsika amin’izany no mety Samihafa.

 

Ampirahalahina.

 Ps: Azo zaraina, azo atao dika-petaka koa

 

Actutana sur Whatsapp

Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂

0 0 votes
Évaluation de l'article
S’abonner
Notification pour
guest
12 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Njaka
Njaka
7 années il y a

Hifidy izahay

Njaka
Njaka
Répondre à  rnaivos
7 années il y a

Efa hainao ilay numéro e!

ramatoa
ramatoa
7 années il y a

misaotra e!
Marina ny anao ny @ hoe ” Raha misy ny hosoka hitanareo dia raiso ny porofo ary ampitao @ fitsarana izany. aoka tsy ho eny andalambe intsony no hanaovana ny fitakiana, fa efa fantatra ny vokadratsiny. “

elman
Administrateur
Répondre à  ramatoa
7 années il y a

ka indraindray koa ianao malefaka dia araraotiny ilay tsy vanona. Izay no mahatonga ny violences ..

rnaivos
rnaivos
Répondre à  elman
7 années il y a

Raha toa ka tsy tanteraka ireo dia dommage ho an’ny kandida-ko fa dia sendra ny marina mitavozavoza aho izany ka resin’ny lainga tsara lahatra …

rnaivos
rnaivos
Répondre à  elman
7 années il y a

Izaho indray aloha dia tsy higrevy na hitarika ny olona hi-grevy izany intsony raha mbola resaka éléction.
Eny fa na ho an’ny olona tohanako amin’ny heriko manontolo aza.
Efa ho herintaona izay no lazaina fa misy tentative de fraude massive amin’ity election ity, misy electeur 2 millions tsy hay hoe avy aiza.
Tokony efa hatramin’izay no niomana amin’izay, amin’ny fametrahana délégué isaky ny birao fandatsahambato ohatra, fampianarana ny délégué hametraka reserve na fitoriana raha misy halabato bevata. sns sns…

Raha toa ka tsy tanteraka ireo dia dommage ho an’ny kandida-ko fa dia sendra ny marina mitavozavoza aho izany ka resin’ny lainga tsara lahatra

ramatoa
ramatoa
Répondre à  rnaivos
7 années il y a

za koa loha dia ho an’isany e

Rangita
Rangita
Répondre à  elman
7 années il y a

Izao no fotoana hanentànana ny olona handeha hidfidy rahampitso ry Monsieur l’admin.
Betsaka ny olona miditra ato amin’ity blog ity na dia tsy maneho hevitra aza,
ary manan-kavana, nàmana, mpiara-miasa afaka mifidy ihany koa izy ireo.

Affiche kisarisary genre : “votez” apetraka en permanence etsy ambony etsy, eo akaikin’ilay hoe “le plaisir de partager” ohatra.

Soson-kevitra mety ahitàna soa e…

zo.zefa
zo.zefa
7 années il y a

Misaotra fa hifidy tokoa! Dia mirary soa.

Fil info

Revue de presse

Diplomatie
Crise à Madagascar

Cours de change

Cours du 24/03/2026

  •  4740.65 ar
  •  4164.81 ar

Voir d'autres articles

Vos réflexions

  • elman dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “bien vu l’analyse du ticket de caisse. Effectivement, cela lui permettra en même temps de connaître les “habitudes” alimentaires, surtout…03/09/2026 à 19:18
  • elman dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “Rien n’empêche de connecter le prompt aux catalogues/promos en cours des supermarchés. Et rien n’empêche non plus de supprimer/remplacer 1…03/09/2026 à 18:56
  • Raza dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “Probablement très utile pour des économies organisationnelles et aussi pour une alimentation équilibrée. Mais cela ne tient pas compte des…03/09/2026 à 00:46
  • elman dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “gain de temps, d’argent, on va pas s’en priver hein. Côté précision, on est le 1 septembre, c’est l’heure de…01/09/2026 à 08:29
  • Rahandy dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “Je l’ai fait avec Gemini, et sur beaucoup de sujets où je ne veux pas me casser la tête, une…31/08/2026 à 15:22
  • Za Ihany dans Les 3/4 des gens que je connais qui sont rentrés à Madagascar …: “Maurice de 2011 à 2012. J’ai foutu le camp. Belgique entre 2013 et 2015. J’ai redécidé de refoutre le camp…31/08/2026 à 12:30
  • jurassic park dans Gemini, qu’est-ce qu’on mange ?: “c’est flippant votre truc!il y a du pour et du contre bien sûr,mais côté gestion c’est tout bénef ´faut l’avouer29/08/2026 à 23:59
  • elman dans Les 3/4 des gens que je connais qui sont rentrés à Madagascar …: “et bé https://actutana.com/wp-content/uploads/2026/08/FB_IMG_1787508702682.jpg23/08/2026 à 21:27
  • elman dans Le club des tratra farany: “moi je l’ai connue, dans une autre vie. Oui certes une salo*perie de caractère trop trempé, mais qui ne justifiait…23/08/2026 à 11:15
  • Zoky dans Après le carburant, la bouffe: “Un seul mot suffit: DAM Mais il en faut plusieurs. Cela résout l’eau, l’électricité et la bouffe en même temps.22/08/2026 à 03:51
  • jurassic park dans Le club des tratra farany: “je serais curieux de savoir,quel est le règime qui aurait le plus de sang sur les mains depuis l’indépendance?directement ou…22/08/2026 à 01:18
  • Raza dans Football : les jiolahimboto sud-americains: “Les pendules (enfin) remises à l’heure et tant mieux : https://www.france24.com/fr/sports/20260821-finale-du-mondial-2026-de-lourdes-sanctions-tombent-pour-les-argentins-paredes-et-molina22/08/2026 à 01:11
  • jurassic park dans Le club des tratra farany: “je ne connaissais pas bien Ninie Donia,mais sa mort lente m’avait beaucoup ému et attristé.22/08/2026 à 00:54
  • elman dans Le club des tratra farany: “l’ancien régime aimait bien laisser pourrir ses adversaires en taule : Ninie Donia, Rolly Mercia, etc. Mais pas de bol…21/08/2026 à 12:33
  • jurassic park dans Le club des tratra farany: “oui il s’agit bien de ce personnage machiavélique!je lui souhaite les pires conditions de détention et de n’en sortir qu’avec…20/08/2026 à 23:47
  • elman dans Les 3/4 des gens que je connais qui sont rentrés à Madagascar …: “Bon après 5 ans, je pense que vous avez passé et réussi le cap. en tout cas sauf catastrophe je…20/08/2026 à 16:03