Je suis à l’Orion Bento

Je suis à l’Orion Bento

Aujourd’hui, même à 10 000 kms de Tana 🙂 , nous continuons la revue de bons plans restaurants à Tana, sous forme de publi-reportage. Troisième établissement à se plier à cet exercice de style, le restaurant Orion Bento, sis à Antsahavola. Suivez le guide

Cliquez sur les numéros ci dessous pour passer à la page suivante

S’abonner
Notification pour
guest
14 Commentaires
Le plus ancien
Le plus récent Le plus populaire
Commentaires en ligne
Afficher tous les commentaires
ramatoa
ramatoa
6 années il y a

huummm, mampileldalenda vao maraina izy zany , tonga de noana be sahady za

ramatoa
ramatoa
Répondre à  elman
6 années il y a

miam miam

Raleva
Raleva
Répondre à  ramatoa
6 années il y a

noheveriko fa any an-dafy ilay toerana. fa mora tokoa ny buffet entre 11-15 euros, na vitsy hena aza.

mangableu
6 années il y a

Enga anie mba tsy ho adinoko fotsiny ireo bonnes adresses ireo rehefa mba mandeha Tana ny tena. Misaotra nizara e!

ramatoa
ramatoa
Répondre à  mangableu
6 années il y a

tonga dia ataovy anaty agenda hoe resto à visiter na bons endroits à visiter ; dia atao mialoha koa ny kaotin’ilay ao anaty porte feuille e?, hihihi

Raleva
Raleva
Répondre à  ramatoa
6 années il y a

ka rehefa mandalo ange tsy maintsy any amin’ny fianakams no mihinana e.

ramatoa
ramatoa
Répondre à  Raleva
6 années il y a

za manokana tsy dia mihinan-kanina any @ fianakaviana izany raha resaka mandalo fa lasa manahirana olona. Tena efa zay mihinty ny tenako, sauf hoe afaka manampy andry zareo @ fikarakarana nyy tenako na mametraka olona @ fikarakarana. Ny ahy na vacances ary tsy dia tia miantehatra @ fianakaviana izany na logement na sakafo. Tsy dia ambom-po ny ahy fa tena efa zatra nahaleo-tena satria olona sahirana taloha ary voahilikilikin’ny fianakaviana dia lasa toetra ilay miezaka

peps
peps
6 années il y a

Marina tokoa fa tsy ampy ny karazana guide Michelin eto Mada hanao critiques constructives sy mizara ny expériences-ny na Hotel izany na Restaurant.Amin’izay mba mihezaka ny rehetra hanatsara ny service-ny.En tout cas Elman efa manomboka manao ka encourager-na ny initiative-ny

Rakoto
Rakoto
Répondre à  peps
6 années il y a

Critiques constructives hoe e?
Ka ny critiques anie raisina ho fanaratsiana sy fanambaniana hatrany aty amintsika, ahoana moa no mba hahafahantsika manome soso-kevitra fanatsaràna?
Raha toy izao Orion Bento izao aloha dia tena manintona tokoa, misaotra Elman @ fizaràna fa dia horaketina tsara anaty lisitra 🙂

mangableu
Répondre à  elman
6 années il y a

Dia ahoana izany ny fialana @ilay fikan’antitra hoe tsara am-boalohany mba hisintonana clients, fa miara « ratsy » ihany rehefa mandeha ny fotoana?

Raleva
Raleva
Répondre à  elman
6 années il y a

takaitran’ny gasy tokoa ve io miharatsy io rehefa mba mandeha ny bizna ? aleo samy hihezaka e.

Fil info

Voir d'autres articles

Vos réflexions

Veuillez autoriser les annonces sur notre site

Il semblerait que vous utilisiez un bloqueur de publicité. La publicité permet de financer notre site.