Wow, c’est quoi encore ce truc là ?
Bah ce truc là c’est où seront progressivement centralisés tous vos documents médicaux : vos ordonnances, vos analyses, vos résultats d’analyses, votre imagerie médicale.. bref, tous vos documents relatifs à votre santé.
Du coup tous les professionnels de santé que vous aurez autorisé pourront y accéder.
Satanée digitalisation, ça n’arrête toujours pas.
Arabaina zany . Ny anay efa ela no vita ! Zany ny tany mandroso, dia rehefa manao consultation any @ hopital koa ianao , dia alaindry zareo daholo ny momba anao rehetra , miaraka @ hoe iza ny olona hatokisanao antsonay raha sanatria misy mahazo anao.
Fiché daholo 🙂
.. mais avec de sacrés garde-fou : cnil, rgpd et toussa.
On ne fait pas n’importe quoi avec les données nominatives dans les pays civilisés.
Zay dia marina , dia tsy mila miadladala koa ny vahoaka fa tonga dia tratra. Ny vaovao koa zao tsy mila karatra maintso intsony eo @ para-brise fa ny N° ny plaque-nao fotsiny no ampidiriny ao anaty ordi dia efa hainy daholo ny momba anao.
tan-dalana misy Fanjakana
Mahafinaritra