Mba misy an’ireo raha tsy zay tsy nisy klaxon naneno sy ny fidinana andalambe ny fiarataxi. Mbola ho zerain-dry zalah lakrimozena ty pare brise ny taxi atsy ho atsy. Fa iza mono Baroa ry zareo.
RMC
10 mois il y a
ka rapide be koa anie ilay procédure pénale e ! matin : arrestation, fin d’après-midi : parquet, quelques minutes après : eo ambany fanaraha-mason’ny fitsarana, 30 sektambra : verdict
bomba no mpanome baiko ary mahagaga fa dia manaiky azy daholo ny ao amin’ny zp, vao tamin’iny herinandro iny no nampivory ny zp i bomba(filohan’ny loholona) midinika ny hataondry zareo amin’io alakamsiy io, tsy amin’ny filohan’andripanjakana azy no hitarihany fivoriana , dia efa ho ampiakarina eto daholo indray ny zandary any amin’ny faritra hafa any dia hirongatra ny tsy fandriapahalemana any fa tsy ampy olona sy fiara ny any
Afist dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Il ne faut pas oublier le cas du Vatovavy Fito Vinany, ces gens qui sont voisins mais qui ne peuvent…” 09/08/2026 à 18:39
mpijery dans Fédéralisme ? Décentralisation effective ?: “Misy mihevitra fa potion magique ilay fédéralisme, nefa raha hataotao fotsiny tsy am-piheverana dia hizara 6 na 23 na x…” 08/08/2026 à 15:38
Alefaaaa
Mba misy an’ireo raha tsy zay tsy nisy klaxon naneno sy ny fidinana andalambe ny fiarataxi. Mbola ho zerain-dry zalah lakrimozena ty pare brise ny taxi atsy ho atsy. Fa iza mono Baroa ry zareo.
ka rapide be koa anie ilay procédure pénale e ! matin : arrestation, fin d’après-midi : parquet, quelques minutes après : eo ambany fanaraha-mason’ny fitsarana, 30 sektambra : verdict
any zay Ambohimalaza ee
adino @ katesizy mihintsy, sy ny maro rehetra rehetra
Fa fanjakana inona no misy eto?. Fiara an’olontsotra (misy miteny hoe ana sinoa) no nentinana nisamborana an’i Baba sy Clémence, nilaza daholo anefa ireo tompon’andraiki-panjakana fa tsy nisy nanome baiko hisambotra (ny Préfêt ohatra) … Dia nentina tany amin’ny parquet ihany ny hariva nanaovana famotorana. Izany hoe izaho (olontsotra) koa izany ve afaka misambotra olon-tsotra dia haoetiko eny amin’ny Parquet hanaovana fanadihadiana raha izany?
bomba no mpanome baiko ary mahagaga fa dia manaiky azy daholo ny ao amin’ny zp, vao tamin’iny herinandro iny no nampivory ny zp i bomba(filohan’ny loholona) midinika ny hataondry zareo amin’io alakamsiy io, tsy amin’ny filohan’andripanjakana azy no hitarihany fivoriana , dia efa ho ampiakarina eto daholo indray ny zandary any amin’ny faritra hafa any dia hirongatra ny tsy fandriapahalemana any fa tsy ampy olona sy fiara ny any
bomba no mibaiko sady mandrahona fa raha vao tsy manaiky dia efa sazy izay no miandry ao