Mazava ho azy fa raha hiasa izy tsy hitondra ny mpiaramiasa aminy hanao complet sy somizo lava tanana! ary tsy hitako koa ny hitsanganany eny ambony chargeur nefa tena voarara mihitsy izany
fitokanana vatofototra fandraofam-pako izany io ? dia ho voatsangana ao anatin’ny 10 andro izany io ? (azafady fa tena tsy haiko ny hidiran’ny vitsika @ pétrole hoy ny fiteny izay)
(efa comm tao @ cua anie io e ! akaiky an-dravarira be mihintsy io)
Tsy geste fotsiny ve io e hihih
Mazava ho azy fa raha hiasa izy tsy hitondra ny mpiaramiasa aminy hanao complet sy somizo lava tanana! ary tsy hitako koa ny hitsanganany eny ambony chargeur nefa tena voarara mihitsy izany
ilay sary sy ilay communication ram’s a… so de vodaka eo dans 10 jours 🙂
hahaha , mafy lay fitiavana toerana an
io ilay tableau de bord, 100 photos ou out 😉
fitokanana vatofototra fandraofam-pako izany io ? dia ho voatsangana ao anatin’ny 10 andro izany io ? (azafady fa tena tsy haiko ny hidiran’ny vitsika @ pétrole hoy ny fiteny izay)
(efa comm tao @ cua anie io e ! akaiky an-dravarira be mihintsy io)
mametraka vatofototra ho an’ny lalana vita pavés io ambany, ilay ambony mandroaka fako (67 angamba=
Ary i takàka irery angaha no manana droit mahazo masque? Ny mpiasa hafa tsy maintsy miaritra fofo-tay.