Lire : Diplomatie malagasy : délire du ministre des Affaires Etrangères
Kay LLNBVY c’est … violent ? 😯
Et pourtant dans le fond, ils ont pas tort la Gazette…
C’est pas du halako bika tsy tiako tarehy, c’est assez circonstancié dans le fond.
Lire : Diplomatie malagasy : délire du ministre des Affaires Etrangères
Kay LLNBVY c’est … violent ? 😯
Et pourtant dans le fond, ils ont pas tort la Gazette…
C’est pas du halako bika tsy tiako tarehy, c’est assez circonstancié dans le fond.
Cliquez ici pour être rapidement notifié des “urgences” dans l’actualité 🙂
Ka I Andry any izay mbola tsy miverina ny sainy rehefa avy niresaka tamin’i Emanuel M. Satria mino aho fa tsy noraharahian’ i Emanuel mihitsy fa nofafazany. Ny maika aminy izao dia ny manontany an’i BM hoe inona indray no lainga holazaiko amin’ny Malagasy mba hanafenana hoe bedy indray aho tany? Ahoana no hamotsorana an dry zalahy Apollo 21? Evasan sa alefa mitsoaka @ kwassa kwassa? Holazaina ve hoe manga ny lanitra eo amin’ny Malagasy sy Frantsay sa holazaina hoe nahazo famatsiam-bola be? Sa ve hoe atao hoe champion amin’ny diplomasia indray? Holazaina fa adala ve le sipa telo vavy sa le governora no holazaina hoe nanofy niaraka tamin’ny vadiny dia ny sipa no voakitika tsinahy? Loza ty marina. De atao ahoana koa ry zalahy ao Ikongo, Risara bômba ve mbola mazoto raha alefa any sa SEG no ampanaovina cinéma hafa indray?